16/05/2026
AMIDY HO AN'IZAY TE-HANDRAHARAHA @ FAMPISAKAFOANANA VOYAGEURS REHETRA (Taxi-brousse, Prémium/ Première Classe, Transport VIP, fianakaviana, fiara manokana, voyages d'études, mpandeha mission, sns...), NA MANANA VINA/PROJET HÔTEL:
TANY EFA MISY
*** TRANO ANANKITELO *** :
- I : TRANO LEHIBE
* Ambany rihana:
RESTAURANT efa mpandray voyageurs. Afaka mandray fety (efa misy toerana manokana ho an'ny DJ, espace bar)
* Ambony rihana: natao ho
5 CHAMBRES manana terrasse privée ny efatra (en travaux).
* Ambony indrindra:
ROOFTOP/TERRASSE lehibe
mahatazana 360° manodidina. ❤️❤️❤️
Toilettes clients vita carreaux daholo, voadio @ rano migoroana tsara.
- II : TRANOn'ny Personnel, efitra 3 confort.
- III : TRANOn'ireo mpiandry/mpanadio tanàna; misy do**hes (2) vita carreaux sy wc.
TOMBONY :
➡️ Ireo rehetra ireo dia miorina ambony tany premier plan (AMORON'NY RN), titré, borné, mirefy 12.000 m²; mbola azo anorenana bungalows ho tongan'ny fiara eo an-tokotaniny (làlana efa voasoritra); sy velarana hafa mbola azo anamboarana piscine.
➡️ Toerana mahafinaritra
➡️ Rano sy jiro mahaleo tena (panneaux solaires efa installés), tonga dia mampiasa.
➡️ Parking roa lehibe.
🚐🚐🚐🚐🚍🚍🚘🚘🚛🚚🚙🚙🚗🚗🛻🛻
Amidy maika noho ny antony fifindrà-monina (cause départ).
55.000 Ar/ m² miady varotra, tany sy ireo trano miaraka.
Antsoy 034 01 059 21 na koa ny 034 01 966 94.
FAMPIASAM-BOLA AZO ANTOKA SY
LOHARANOM-BOLA MAHARITRA.