19/09/2026
Salama daholo o 🙏🏻
🔺Ho toronay hevitra ianao!!
Andao atao couleur Doré ✨ indray ny ao amin’ny Salles de Bains anao
🟥Ireto avy ary ny fitaovana afaka ataonao ao:
✨Colonne doré
✨Meuble de Do**he blanc doré
✨porte serviette doré,
✨vasque blanc doré,
misy ato aminay daholo ireo fa aza mitady lavitra intsony ary