07/05/2025
Salama Tompoko o 👋‼️
TANIM-BARY AMIDY – 1300 m² (tsy mizara)
❗️Tsy tanety an fa tena tanim-bary❗️
📍 Toerana : BETSIZARAINA - Ambohimangakely
(akaiky ny lalana mankany amin’i P. Pedro)
🚗 Accès : ✅ Mora idirana
📜 Titré sy borné – azo antoka ara-dalàna sy ara-tsoratra
💰 Vidiny : 27 000 000 Ar (135 000 000 Fmg)
🧑🌾 Tompony mivantana – afaka manao visite amin’ny fotoana rehetra
📞 Antsoy : 0388392048