E-Tôle

E-Tôle Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from E-Tôle, Real Estate, Ambohimangakely, Antananarivo.

e-Tôle Madagascar
🔩 Matériaux de construction – Qualité & Prix direct fournisseur
🛠️ Tôles galvanisées, prélaquées, fer, carreaux & accessoires
🚛 Livraison Antananarivo & provinces
✅ Confiance, rapidité, service personnalisé

🔥 Tôle PVC maharitra sy tsara endrika ho an’ny tafonao!Mitady tafo matanjaka, maivana ary maharitra? Ity no safidy mety ...
05/05/2026

🔥 Tôle PVC maharitra sy tsara endrika ho an’ny tafonao!
Mitady tafo matanjaka, maivana ary maharitra? Ity no safidy mety aminao!
✔️ Bac / Ondulée / Tuile Royal miloko
✔️ Habe misy: 2m / 3m / 5m
✔️ Tsy mora simba, mahazaka toetr’andro
💰 Manomboka 20 500 Ar/m
📞 Antsoy dieny izao: +261 34 80 774 35
🚀 Ataovy azo antoka sy tsara tarehy ny tranonao!

🔥 Carreaux antidérapant kalitao tsara ho an’ny tranonao!Mitady carreaux matanjaka sy tsy malama? Ity no vahaolana!✔️ 40x...
14/04/2026

🔥 Carreaux antidérapant kalitao tsara ho an’ny tranonao!
Mitady carreaux matanjaka sy tsy malama? Ity no vahaolana!
✔️ 40x40 cm – mateza sy tsara endrika
✔️ 12 pcs/carton
✔️ Mety tsara ho an’ny trano sy birao
💰 52 000 Ar/carton
📞 Ataovy izao ny commande-nao: +261 32 72 355 33
🚀 Aza tara, manatsara ny kalitaon’ny toeranao dieny izao!

🚨VAOVAO ATO @ e-Tôle🚨Tongava hividy PPR sy PVC ho an'ny asanao 🛠️🔧✅Kalitao avo lenta✅Mahazaka sy maharitra✅Vidiny mivant...
01/04/2026

🚨VAOVAO ATO @ e-Tôle🚨

Tongava hividy PPR sy PVC ho an'ny asanao 🛠️🔧

✅Kalitao avo lenta
✅Mahazaka sy maharitra
✅Vidiny mivantana avy amin'ny mpamatsy

📦 Livraison Tana/Province
📳 +261 37 62 549 08
📲Araho hatrany ny Page Facebook : e-Tôle

😮TÔLE KALITAO TSARA @ VIDINY MORA HATRANY💥ALUZINC 0.14/0.18/0.20/0.25LIVRAISON GRATUITE TANA
25/02/2026

😮TÔLE KALITAO TSARA @ VIDINY MORA HATRANY💥

ALUZINC 0.14/0.18/0.20/0.25

LIVRAISON GRATUITE TANA



✨ Ampio hery sy hatsarana ny tafo miaraka amin’ny E-TÔLE !✅ Faîtière – Vita tsara sy maharitra.✅ Solin – Manome fiarovan...
19/09/2025

✨ Ampio hery sy hatsarana ny tafo miaraka amin’ny E-TÔLE !
✅ Faîtière – Vita tsara sy maharitra.
✅ Solin – Manome fiarovana kokoa.
✅ Accessoires complet – Fitaovana rehetra ilaina ho an’ny fametrahana lavorary.

📞 : 037 62 549 08
👉 E-TÔLE, mpiara-miasa azo antoka amin’ny tafo maharitra !

16/09/2025

🔥🔥 PROMOTION ALUZINC 🔥🔥

Aza tara manjifa an'ilay tôle Aluzinc mora indrindra 😱

✅ Tsy mora harefesina, mateza kokoa noho ny tôle mangirana.
✅ (norme européenne)
✅ Halavany 2m/2,5m/3m, sakany 90cm

➡️0.18mm
2m = 17 200ar
2,5m = 21 500ar
3m = 25 800ar
➡️0.20mm
2m = 19 000ar
2,5m = 23 500ar
3m = 28 500ar

🚛Manao livraison Tana sy Province

📞 037 62 549 08

📍Ambohimangakely, arrêt bus Manambina

🔹 Promotion Manokana E-Tôle 🔹✨ Tôles Aluzinc 0.18mm // 0.20mm ✨✔️ Hateviny tena izy✔️ Hatevina 0.18mm sy 0.20mm – maivan...
15/09/2025

🔹 Promotion Manokana E-Tôle 🔹

✨ Tôles Aluzinc 0.18mm // 0.20mm ✨
✔️ Hateviny tena izy
✔️ Hatevina 0.18mm sy 0.20mm – maivana, matanjaka ary mety amin’ny asa fanorenana rehetra.
✔️ Maharitra ela – manohitra tsara ny harafesina sy ny toetr’andro.
✔️ Endrika maoderina – manome hatsaran-tarehy sy fikarakarana amin’ny trano.

🔥 Izao no fotoana tsara hanaovana ny asanao amin’ny fitaovana tsara kalitao sy vidiny ambany.

📍 Efa misy avy hatrany ao amin’ny E-Tôle.
📞 Antsoy izahay haingana alohan’ny ho lany ny stock !

✨ TÔLE MANGIRANA – Matanjaka & Manjelanjelatra ✨📏 Efa voatapatapaka sy Sur Mesure, vonona hapetraka avy hatrany !💰 Manom...
11/09/2025

✨ TÔLE MANGIRANA – Matanjaka & Manjelanjelatra ✨

📏 Efa voatapatapaka sy Sur Mesure, vonona hapetraka avy hatrany !

💰 Manomboka @ 7 300 Ar/m monja 😱🚀

👉 Aza tara, mifandraisa avy hatrany amin’ny e-Tôle !

Appel & SMS : 037 62 549 08
Messenger Facebook : E-Tôle

Aza hadino ny J'aime page-tsika 👍🏼

🚧📱 Ry mpanjifa hajaina, eo am-panamboarana vetivety ny serivisy WhatsApp anay mba hahafahana manampy anareo tsara kokoa....
10/09/2025

🚧📱 Ry mpanjifa hajaina, eo am-panamboarana vetivety ny serivisy WhatsApp anay mba hahafahana manampy anareo tsara kokoa.
Aza manahy fa mbola azonao atao tsara ny miantso mivantana na mandefa hafatra ato amin’ny pejy Facebook anay.
Misaotra tamin’ny fitokisana 😊💛💛

🔩 ACCESSOIRES COMPLET ONDULÉE//BAC🏠Ato amin’ny E-Tôle, tsy tôle fotsiny no omena anao, fa ny fitaovana rehetra ilaina am...
08/08/2025

🔩 ACCESSOIRES COMPLET ONDULÉE//BAC🏠

Ato amin’ny E-Tôle, tsy tôle fotsiny no omena anao, fa ny fitaovana rehetra ilaina amin’ny fametrahana matihanina sy maharitra koa! 🔧

💥 Tombony ho anao :
✔️ Fametrahana haingana sy mora
✔️ Fijery madio sy matihanina
✔️ Fanoherana tsara ny orana sy rivotra
✔️ Mety amin’ny tôle ondulée, bac, aluzinc, prélaquée, sns.

🚚 Afaka alefa haingana manerana an’i Tana sy ny faritra.

📞 Mifandraisa aminay raha mila fanazavana :
👉 Alefaso ny hafatrao ato amin’ny pejy
👉 Antsoy izahay : +261 37 62 549 08

🌟 E-Tôle – Rehetra ilainao ho an’ny tafo! 😉

Address

Ambohimangakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-Tôle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category