Famille Franciscain Ofs Région Centre Inforeg

Famille Franciscain Ofs Région Centre Inforeg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Famille Franciscain Ofs Région Centre Inforeg, Real Estate, ANDRAINARIVO, Antananarivo.

PAIX ET JOIE KRISMASIN'NY ANKIZY FIORETTI Ho tanterahina eny@ECAR MD FRANSOA D'ASIZY TSIADANA ny sabotsy izao manomboka ...
09/12/2025

PAIX ET JOIE

KRISMASIN'NY ANKIZY FIORETTI
Ho tanterahina eny@ECAR MD FRANSOA D'ASIZY TSIADANA ny sabotsy izao manomboka maraina

ARAKA NY MAHA FETIN'NY ANKIZY AZY dia omena sehatra izy ireo koa manana 10mn isaky ny Fraternité Groupement, mety daholo na hira iray na hira roa (indroa miakatra) na ihany koa tantara antsehatra.

NY THEME DIA Ataontsika NOEL koa entanina ny Mpiandraikitra mba hampiaingo reo ankizy kelintsika.

NY SAKAFO: Vary etohan'ny Région fa ny laoka kosa samy mitondra ny azy, alefa mialoha any@Zoky Olga ny isan'ireo handrahoana sakafo, ary alefa amin'i Zoky Domoina ny participation (Fraternité 10000ar Groupement 5000ar). Samy mitondra ny fitaovam-pihinanana

LARETIRETY OFS JEFRA Ho tanterahina ny sabotsy 20 Sy alahady 21 Desambra eny amin-dry Masera FRANSISKANINA FMND ANTSOBOLO (Anilan'ny ISPM), manomboka maraina

Samy mitondra fitaovam-pihinanana sy lamba firako maivana
Mitondrà habit ihany koa satria ny alahady isika hiaraka ao Antsobolo

Koa alefaso hatramin'ny zoma zao ny anarana ho an izay hamonjy, tsara raha mtambatra isaky ny Fraternité Groupement, atokana ny isan'ny lehilahy sy vehivavy

Alefa@Zk Riantsoa ary ny anarantsika e ary alefa any@Zoky Tojo ny SARANDASY

Manantena ny fahazotoan-tsika manovo aim-panahy.

Info reg.

Fiadanana sy hafaliana e!Manasa antsika hamaky sy hizara ny vaovaom-pikambanana!
21/11/2025

Fiadanana sy hafaliana e!
Manasa antsika hamaky sy hizara ny vaovaom-pikambanana!

15/11/2025

FIADANANA SY HAFALIANA

FORMATION DE BASE
Hanasana ny Mpikambana rehetra

Alahady 30 novembre 2025 manomboka maraina hatramin’ny 4ora hariva

ao@ CLB ANDRAINARIVO

THEME "TAU" Inona tokoa moa ny "TAU" iambozonako?
Mitondra inona ho ahy ny "TAU" iambozonako?

Mifampilaza isika

15/11/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sameline Falimanana, Viavy Gasy Phanella, Fredy Nandrianina, Jean De Ramahamarina, Tä Tiãnnë, Irène Hanitriniaina, Tahinjanahary Fitahina, Niriko Angelico

Paix et joie!Hoantsika ofs rehetra tsy hankanavaka, manasa antsika mba hamaly ny fanasana e!!FANASANA AVY AMIN'NY FIKAMB...
30/07/2025

Paix et joie!
Hoantsika ofs rehetra tsy hankanavaka, manasa antsika mba hamaly ny fanasana e!!

FANASANA AVY AMIN'NY FIKAMBANANA DOMINIKANINA HO ANTSIKA FIANAKAVIAMBE FRANSISKANINA REHETRA

Fiadanana sy Hafaliana.

Manentana antsika Fianakaviambe Fransiskanina rehetra, eto Antananarivo sy manodidina, mba ho tonga maro amin'ity fanasana ataon'ny Fikambanan'ny Dominikanina ho antsika ity, amin'ny fiaraha-mivavaka mandritran'ny Sorona Masina Fankalazana ny Fetin'i Md Dôminika, ny Alahady 10 Aogositra 2025 ho avy izao, manomboka amin'ny 08 ora sy sasany maraina, ao amin'ny Masera ny Cenacle Amparibe.

Ilain'ny Tompon'Andraikitra ao an-toerana ny isan-tsika rehetra ho avy amin'io andro io, koa aoka mba handefa aty amin'ny CIFM, ny isantsika izay handeha, hatramin'ny Alahady 03 Aogositra ho avy izao.

N.B: Nagatahin'ny Mpanasa manokana ny hanaovantsika Lahika fransiskanina "Tenu" sy ny "Tau" ary ny "Cordon" amin'io fanasana io.

Indro omena antsika ao amin'ny pièce jointe ny Fanasana, ahitana ny fandaram-potoana amin'io andro io.

Misaotra antsika hampita haingana sy hifampizara an'izao vaovao izao.

Mifampivavaka mandrakariva !

Faustin RABOTOVAO, ofs

Address

ANDRAINARIVO
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Famille Franciscain Ofs Région Centre Inforeg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category