19/08/2025
NY SAMPAN-DRAHARAHA MIKASIKA NY FANANAN-TANY (domaines et propriété foncière) dia misahana ireto asa manaraka ireto
• Fandraisana ny fangatahana tanimpanjakana sy fikirakirana ny antotantaratasy ary fanomezana
• Fangatahana tanim-panjakana (Demande de terrain appartenant Ã
l’Etat malgache)
• Fakana tany maty paik’andro (prescription acquisitive)
• Fidinana ifotony fitsirihana fanamaintisa-molaly (Reconnaissance et
Constatation de mise en valeur)
• Fitsirihana
• Fangatahana fanamarinana ny fanananan-tany (Demande de
Certificat de Situation Juridique na CSJ)
• Fanoratana antoka amin’ny tany (Inscription des charges)
• Fangatahana taratasy fanamarinana fikarohana tsy nahitam-bokatra
(Demande de certificat de recherche Infructueuse)
• Fangatahana fanamarinana fananan-tany miaraka amin’ny famindrana
mifanesy (Demande de CSJ avec mutation successive)
• Famadihana ny kadasitra ho Titra (Transformation du Cadastre en titre
foncier)
• Famadihana kara-tany ho Titra (Transformation de Certificat foncier
en titre foncier)
• Fangatahana bokin-tany faharoa (Demande de 2nd duplicate du titre
foncier)
• Fangatahana lalana hifanarahana (Demande de servitude de passage
Conventionnel)
• Fangatahana lalana (Demande de servitude de passage)
• Fangatahana famafana vesatra (Demande d’inscription de radiation
d’hypothèque)
• Fangatahana famafana antoka- Fanovana ny antoka vonjimaika ho antoka raikitra
(Demande de reconversion d’une hypothèque conventionnelle ou hypothèque
definitive)
• Fanoratana na fanafoanana soratra fampahafantarana ady mikasika ny tany
(Inscription de prénotation)
• Fampiharana ny didim-pitsarana (Exécution de jugement)
• Fanoratana antoka ara-pitsarana (Inscription d’hypothèque judiciaire)
• Fanoratana antom-bola nifanarahana (Inscription d’hypothèque
conventionnelle)
• Baiko ho amin’ny fakà na fananana (Commandement aux fins de saisie
immobilière)
• Famindrana amin’ny mpandova (Mutation de décès)
• Famindrana amin’ny alalan’ny fanolorana (Mutation par donation)
• Famindran-tany avy amin’ny fifanakalozana (Mutation par échange)
• Famindrana avy amin’ny fizarana (Mutation par partage)
• Famindrana avy amin’ny fizaran’ny fitsarana (Mutation par partage judiciaire)
• Famindrana amin’ny mpividy (Mutation par vente : inscription au nom de
l’acquéreur)
• Fanovana anarana (Changement de nom)
• Fanavahana ny ampahan-tany/fizarazarana ny tany (Morcellement/ Lotissement)
• Fampivondronana (Fusion)
• Famafana vesatra amin’ny tany be velarana taloha (Radiation clause résolutoire
des anciennes concessions.
Source Agence Soleil immobilier Madagascar ASIM .