Trano Plus

Trano Plus 🏡 Immobilier nouvelle génération
📲 Location • Visites • Mise en relation
🤝 Propriétaires & locataires

Ho antsika manao trano na tany ho varotana na ampanofa dia afaka miantso ny Trano Plus
29/01/2026

Ho antsika manao trano na tany ho varotana na ampanofa dia afaka miantso ny Trano Plus

18/10/2025

Tompon-trano ve ianao ?
⚠️ Mety hadino ny daty fandoavana, na very ny contrat de bail ?
Aza manahy intsony 😎

👉 Eto amin’ity vidéo ity dia hazavaiko aminareo ny fomba fiasan’ny Habina Gestion — sehatra malagasy manampy anao hanara-maso mora ny hofan-trano sy ny mpanofa anao.

✅ Afaka manampy mora ny mpanofa tsirairay
✅ Mahita avy hatrany iza no efa nandoa sy tara
✅ Mitahiry ny antontan-taratasy rehetra
✅ Ary mahazo fampahatsiahivana alohan’ny fandoavana

💡 Amin’ny Habina Gestion, lasa tsotra ny fitantanana ny trano hofanao, ary afaka manandrana maimaimpoana mandritra ny iray volana ianao.

👇 Jereo tsara ny tuto dia tsindrio eto raha hanomboka : https://habina-rent-hub.lovable.app/

📲 Habina Gestion – Sehatra malagasy ho an’ny tompon-trano mahay mitantana.

📢 Bonne nouvelle pour les propriétaires à Madagascar !Vous en avez marre de noter vos loyers dans un cahier 📓 ou d’oubli...
15/10/2025

📢 Bonne nouvelle pour les propriétaires à Madagascar !

Vous en avez marre de noter vos loyers dans un cahier 📓 ou d’oublier les dates de paiement ?
👉 Habina Gestion est la plateforme qu’il vous faut pour gérer facilement vos locataires, loyers et contrats, le tout depuis votre téléphone 📲

✅ Suivez vos paiements en un coup d’œil
✅ Recevez des rappels automatiques
✅ Stockez vos informations en toute sécurité
✅ Essayez gratuitement pendant 1 mois

🎯 Que vous ayez 1 ou 10 locataires, Habina Gestion simplifie votre quotidien !

💬 Dites-nous en commentaire combien de locataires vous avez aujourd’hui 👇
Et suivez la page pour découvrir nos astuces et nouveautés 🔔

Address

Ampefiloha
Antananarivo
BP101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trano Plus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category