16/07/2026
✨🛋️ NY COUSSIN NO MANOME HAKANTON'NY TOKANTRANONAO! 🛋️✨
Mitady coussin tsara kalitao, tsara endrika ary maharitra ve ianao? Efa tonga amin'ny toerana mety ianao! ❤️
✅ Misy modely sy habe maro azo isafidianana ✅ Manao coussin sur mesure araka ny ilainao ✅ Afaka misafidy ny lamba sy ny loko tianao ianao ✅ Éponge kalitao no ampiasaina: ✔️Matelas AKASH ✔️ TENA FOAM
🚚 Manao livraison eto Antananarivo ary mandefa any amin'ny faritra rehetra izahay.
🧵 Mandefa lamba@ fotsiny ihany koa izahay ho an'izay efa manana éponge.
📞 Raha hanao commande na mila fanazavana: ☎️ 038 14 783 90 ☎️ 037 65 637 14
💯 Kalitao no antoka, fahafaham-ponao no tanjonay.
⏰ Aza miandry rahampitso! Manaova commande dieny izao, dia ataovy miavaka sy mampahazo aina ny tranonao. 🥰