Varotra tany

Varotra tany Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Varotra tany, Real Estate, Alakamisy Anosiala, Antananarivo.

👉Tany amidy sady tsara azo anaovana activite-mirefy 4000m² , 12000ar ny M² morcelable,plat tsara-taratasy karatany milam...
17/06/2026

👉Tany amidy sady tsara azo anaovana activite
-mirefy 4000m² , 12000ar ny M² morcelable,plat tsara
-taratasy karatany milamina tsara misoratra @ olona iray
-tsara lalana tongan'ny fiara akaikin'ny Oceanis Park
-tsy misy droit de visite
👉Contact 0349934709

Salama e,tany amidy miaraka amin'ny trano mora be Alakamisy Anosiala eo @ Vitogaz 1km miala ny Arabe👉mirefy 1300m2 tsara...
09/03/2026

Salama e,tany amidy miaraka amin'ny trano mora be Alakamisy Anosiala eo @ Vitogaz 1km miala ny Arabe
👉mirefy 1300m2 tsara toerana tongana fiara
👉vidiny 120millions ariary titre borne
👉akaiky jiro sy rano
Mp na tonga dia miantso 0349934709
N.B:tsy misy droit de visite

salama daholo tompoko ✋👉Tany amidy sady tsara Ambohitsimeloka 4km miala eo @ total Alakamisy Anosiala👉tsara lalana misy ...
23/02/2026

salama daholo tompoko ✋
👉Tany amidy sady tsara Ambohitsimeloka 4km miala eo @ total Alakamisy Anosiala
👉tsara lalana misy bajaj tonga any,mety anaovana activite
👉1ha ny habeany 16000ar ny m2
👉titre borne sady efa be tanana misy jiro
👉tongana fiara ny lalana
👉contact 0349934709
tsy misy droit de visite

Salama daholo,tany amidy sady mora Akaikin'ny Golf Anosiala Antanetibe Ankazo,eo @ LFL no mitsofoka 👉mirefy 3000m2 , 800...
28/01/2026

Salama daholo,tany amidy sady mora Akaikin'ny Golf Anosiala Antanetibe Ankazo,eo @ LFL no mitsofoka
👉mirefy 3000m2 , 8000ar/m2 plat tsara morcelable
👉Papier karatany milamina tsara
Tsy misy droit de visite
Contact 0349934709

👉Tany amidy sady mora,15000ar ny M2 morcelable mirefy 2000m2 efa akaiky jiro👉toerana Ambohidahy Alakamisy Anosiala,akaik...
20/01/2026

👉Tany amidy sady mora,15000ar ny M2 morcelable mirefy 2000m2 efa akaiky jiro
👉toerana Ambohidahy Alakamisy Anosiala,akaikin'ny Oceanis Park
👉Papier karatany milamina tsara
👉Tsy mila fanarenana intsony ilay izy
☎contact 0349934709

Salama daholo,Tany tsara sady mora ity 15000ar/m2 mirefy 2000m2 morcelable tsy mila fanarenanaToerana Ambohidahy Alakami...
16/01/2026

Salama daholo,
Tany tsara sady mora ity 15000ar/m2 mirefy 2000m2 morcelable tsy mila fanarenana
Toerana Ambohidahy Alakamisy Anosiala,akaikin'ny Oceanis Park
Taratasy karatany misoratra amin'olona iray
Accee fiara,be tanana manodidina azy
Contact 0349934709

Mbola misy 1000m2 ilay tany eto Ambohidahy Alakamisy Anosiala17000ar ny M2 afaka zaraina roa ihany koa Tongana fiara ny ...
06/01/2026

Mbola misy 1000m2 ilay tany eto Ambohidahy Alakamisy Anosiala
17000ar ny M2 afaka zaraina roa ihany koa
Tongana fiara ny lalana efa akaiky jiro
Tsara toerana tsy mila fanarenana intsony,akaikin'ny Oceanis park
Tsy misy droit de visite
Contact 0349934709

Mbola misy 4000m2 ilay tany Ambohidahy Alakamisy Anosiala 17000ar/m2 morcelable tongana fiara...akaikin'ny oceanis park,...
10/12/2025

Mbola misy 4000m2 ilay tany Ambohidahy Alakamisy Anosiala
17000ar/m2 morcelable tongana fiara...akaikin'ny oceanis park,Ny jiro efa akaiky
Papier karatany milamina tsara olona iray ny tompony
Tsy misy droit de visite
Contact 0349934709

Salama daholo ho an'izay mbola tsy nahazo mbola misy ilay tany amidy Ambohidahy Alakamisy Anosiala👉tsara toerana tonga d...
03/12/2025

Salama daholo ho an'izay mbola tsy nahazo mbola misy ilay tany amidy
Ambohidahy Alakamisy Anosiala
👉tsara toerana tonga dia afaka anorenana 10000ar/m2 morcelable
👉Papier karatany milamina Misoratra @ olona iray tsara
Lalana tongana fiara na moto...
akaikin'ny oceanis park
☎☎Contact 0349934709
👉👉tsy misy droit de visite

Tany amidy sady mora nefa tsara Ambohidahy Alakamisy Alakamisy akakin'ny Oceanis Park10000ar/m2; mirefy 4000M2 morcelabl...
28/11/2025

Tany amidy sady mora nefa tsara
Ambohidahy Alakamisy Alakamisy akakin'ny Oceanis Park
10000ar/m2; mirefy 4000M2 morcelable
Tsara lalana papier karatany accee fiara
Contact 0349934709

Address

Alakamisy Anosiala
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra tany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category