akoho voafantina isakarazany

akoho voafantina isakarazany resaka varotra fiompiana gasy nohatsaraina sy akoho voafantina🐔🐔Atody fécondé sy ny vorona rehetra sns😍😍😍

🥚 ATODY GOLIATH KUROILER FÉCONDÉ VAOVAO 🥚🐣 Atody fécondé kalitao, voafantina tsara. 🔥 Mety ho an'izay te hanitatra fiomp...
14/07/2026

🥚 ATODY GOLIATH KUROILER FÉCONDÉ VAOVAO 🥚

🐣 Atody fécondé kalitao, voafantina tsara. 🔥 Mety ho an'izay te hanitatra fiompiana sy hahazo zana-borona matanjaka.
✅Afaka akotrika @ akoho/voritsiloza/couveuse 👍
💰 Vidiny: 3.000 Ar/isa

📲 Antsoy ny 📞📞 038 104 3101

⚡ Raiso dieny izao ny atody tsara kalitao. 🐔✨🚚🚚Manao livraison naizanaiza 👍

✅Ireto amidiko ho an'izay te haka taranaka amilay akoho vaventy bé 🐤bé tongotra bé👍 bé hena mamokatra atody maro haingap...
14/07/2026

✅Ireto amidiko ho an'izay te haka taranaka amilay akoho vaventy bé 🐤bé tongotra bé👍 bé hena mamokatra atody maro haingapitombo bé,4mbolana miakatra eo izy dia efa manatody 👍👍, 3semaine :15000ar 4semaine 20000ar🙏 mahazaka voyage ho anareo any @ faritra efa afapaty tsara🚚 mp na miantso izay vonona 📞0386209445

14/07/2026

Mbola misy tsy resilahatra ihany ve @ le fiompiana akoho vaventy bé hena Sady maro atody mora velomina ,mahazaka toetany naizanaiza ♥️♥️♥️jereo reto izy 👇👇👇👇misy foana ny atody fécondé azo antoka tsara ny fahafoizany prix 3000ar 🙏

13/07/2026

✅ Aza misalasala intsony tolotra tsara indrindra no omeko anao🥰 ✅ Goliath kuroiler 3semaine ireto ho amidiko ✅ Salama tsara mora karakaraina 👍👍 ✅ vita traitement 😘efa afapaty tsara ireo mazaka voyage 😘🚚 ✅manao livraison naizanaiza 🚚🚚 ✅ Tsara zay vonona Tonga dia miantso sao tara 🐤🐤📞0386209445

✅ Aza misalasala intsony tolotra tsara indrindra no omeko anao🥰                                                       ✅ ...
13/07/2026

✅ Aza misalasala intsony tolotra tsara indrindra no omeko anao🥰 ✅ Goliath kuroiler 3semaine ireto ho amidiko ✅ Salama tsara mora karakaraina 👍👍 ✅ vita traitement 😘 efa afapaty tsara ireo mazaka voyage 🚚🚚 ✅manao livraison naizanaiza 🚚🚚 ✅ Tsara zay vonona Tonga dia miantso sao tara 🐤🐤📞0386209445

Ny Kuroiler dia karazana akoho novolavolaina mba hahomby amin'ny famokarana. Ireto ny voka-tsoa azony:1. Mitombo haingan...
08/07/2026

Ny Kuroiler dia karazana akoho novolavolaina mba hahomby amin'ny famokarana. Ireto ny voka-tsoa azony:

1. Mitombo haingana – Mahatratra lanja tsara ao anatin'ny 3–4 volana raha voakarakara tsara.

2. Mamokatra atody betsaka – Afaka manatody 150–200 isan-taona, ary lehibe kokoa noho ny atodin'ny akoho gasy matetika.

3. Tsara hena – Be nofony ary matsiro, ka tian'ny mpanjifa.

4. Mahazaka fiompiana ambanivohitra – Mahay mikaroka sakafo eny an-tokontany, ka mampihena ny fandaniana.

5. Matanjaka kokoa – Mahazaka toetr'andro sy aretina sasany kokoa noho ny akoho broiler mahazatra, raha voakarakara tsara.

6. Mety amin'ny fandraharahana – Afaka mahazo vola amin'ny:

fivarotana atody,

fivarotana zanaka akoho,

fivarotana atody voafecy (fécondé),

ary fivarotana akoho lehibe.

Araka ny efa noresahintsika teo aloha, raha mikasa hivarotra atody Kuroiler fécondé sy hampiasa couveuse ianao, dia mety hahazo tombony amin'ny fivarotana atody sy zanaka akoho miaraka, fa tsy amin'ny hena ihany

08/07/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Voahary Mavo Rajhonson, Daniel Beky, Ulrich Levaniky, Najaina Rafamantanantsoa, Ando Rabenifara, Hery Claude, Richard Cathycia Malaka, Zakaria Andriambololona, Rivo Rajaonarivelo, Rakotonirina Jaya Christian Tltra, Alicia Soavanona, Joë Ramariavotsara, Telina Naly Andria, Zo Herman Wen'dyh, Carinah Michèlle, Làrî'âh Ramanantsoa, Isabelle Rasoa, Ny Fitia Lafatra Andriamaroson, Domoinamiangaly Potty, Lafatra Rakt, Aro Niaina, Ev'elyne Nambininjanahary, John Therrie Rakoto, Nissi Lovaniot, Lucien Andry, Ronald Regan Franco, TojoNiaina Raharinavalona, Notahianjanahary Fideluch Roland, Barnabe Mahondzou, Natiora Fihobiana, Seraphine Rasolofonindrina, Tinasoa Jocelyne, Andrianiavo Richard, Marthe Olga, Mam's Bema, Henriette Lemeunier, Ionona Malala Rasoloarijaona, Firosia Speyer, Razafindrambola Louise Maria Julienah, Lüçïä Randria, Fandresena Randriamahefa, Bakoly Rm, Miary Liantsoa, Sisiy Manatsara, Dinamo Durond, Prusca Olive, Minaud Andriamisaina, Michel Razanaka, Marque Haj, Revelino Zerambay

> 🥚 ATODY GOLIATH KUROILER FÉCONDÉ 🥚✅ Vao 2 andro monja✅ Tahan'ny fahavokarana tsara💰 3 000 Ar/atody🚚 Manao livraison na...
07/07/2026

> 🥚 ATODY GOLIATH KUROILER FÉCONDÉ 🥚
✅ Vao 2 andro monja
✅ Tahan'ny fahavokarana tsara
💰 3 000 Ar/atody
🚚 Manao livraison na aiza na aiza
📞 038 10 431 01
Manaova commande dieny izao, voafetra ny isa!

✅Amin'izao andro mangatsiaka izao dia mora tratran'ny hatsiaka sy aretina ny akoho raha tsy voakarakara tsara. Raha tian...
06/07/2026

✅Amin'izao andro mangatsiaka izao dia mora tratran'ny hatsiaka sy aretina ny akoho raha tsy voakarakara tsara. Raha tianao ho salama sy hitombo tsara izy ireo, dia ireto no zava-dehibe indrindra:

1. Ataovy maina ny tranon'akoho. Ny tany lena no iray amin'ireo mahatonga aretina. Asio hodim-bary, bozaka maina, na akora hafa mitroka hamandoana.

2. Arovy amin'ny rivotra mangatsiaka, fa mbola mila rivotra madio ihany. Akatona ny rivotra miditra mivantana amin'ny alina, fa aza hidiana tanteraka ny trano.

3. Omeo sakafo ampy sy voalanjalanja. Amin'ny andro mangatsiaka dia mandany angovo bebe kokoa ny akoho mba hitazonana ny hafanan'ny vatany. Omeo sakafo tsara kalitao ary aza avela ho noana.

4. Omeo rano madio foana. Soloy isan'andro ny rano ary aza avela ho maloto.

5. Aza atao be olona loatra ao anaty trano. Raha tery loatra dia mora mifindra aretina sy mifampipitsaka izy ireo.

6. Diovy tsy tapaka ny tranon'akoho. Esory ny diky sy ny fako lena mba hampihenana ny mikraoba sy ny fofona.

7. Araho ny fandaharam-panaovana vaksiny sy fanalana kankana, indrindra raha fiompiana maro ny anao.

8. Jereo isan'andro ny fahasalaman'ny akoho. Raha misy tsy mihinana, mivonto maso, mikohaka, mievina, na malemy dia saraho haingana amin'ny hafa ary tadiavo ny antony.

Fanamarihana: Tsy tsara ny manome antibiotika na fanafody ho fisorohana raha tsy misy torohevitry ny mpitsabo biby, satria mety hiteraka olana amin'ny fanoheran'ny mikraoba fanafody izany.sary indrana 🙏

Address

Ambatondrazaka
Antananarivo
103

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when akoho voafantina isakarazany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category