Miarisoa Immo

Miarisoa Immo ☘️☘️Ohabolana 16:3
Ankino amin'i Jehovah ny asanao, dia ho lavorary izay kasainao.☘️☘️

03/09/2025
☘️ VILLA BASSE TSARA TAREHY AMIDY ☘️ 🧡 Afaka ipetrahana avy hatrany -  efa feno fanaka sy izay ilaina rehetra: seza salo...
03/07/2025

☘️ VILLA BASSE TSARA TAREHY AMIDY ☘️
🧡 Afaka ipetrahana avy hatrany - efa feno fanaka sy izay ilaina rehetra: seza salon, latabatra fisakafoanana, lakozia sy ny momba azy rehetra, fandrina sns ary amin' ny kalitao tena raitra avokoa 🧡
➡️ MANDANIRESAKA ANTSIRABE
➡️ LOTISSEMENT RÉSIDENTIEL ( CITÉ LE JARDIN)
➡️ Efa niova ho tena mahafinaritra ity résidence ity ♥️
➡️ Surface totale : 650 m² ( 6 ares 50 ca)
➡️ Surface habitable: 150 m²
➡️ Efitra fandraisam - bahiny malalaka be
➡️ Efitra fandriana telo (3) misy placard ary samy misy trano fidiovana isaky ny efitra iray.
➡️ Lakozia tsara tarehy : four, gaz, frigo sns...
➡️ Misy terasy
➡️ Trano ho an' ny mpanampy
➡️ Bassin
➡️ Abri voiture
➡️ Zaridaina tsara tarehy
➡️ Jiro sy rano
➡️ Fiara- monina mahafinaritra be♥️
➡️ Titrée bornée - un (1) signataire
➡️ Vidiny : 400 millions ariary*
➡️ Manasa anao hijery mivantana fa tena ho afa- po tsara ianao.
📞 034 94 966 09 raha mila fanazavana misimisy
🚫 Marihina fa ity sisa ny trano amidy dispo ao ka aza tara❗

Tany amidy: ✴️ 10 ha 56 a 60 ca ( 105 660 m²)✴️ Non morcelable ( tsy mizara)✴️ Andranomanelatra Antsirabe ✴️ Ambolo Tsar...
20/05/2025

Tany amidy:
✴️ 10 ha 56 a 60 ca ( 105 660 m²)
✴️ Non morcelable ( tsy mizara)
✴️ Andranomanelatra Antsirabe
✴️ Ambolo Tsararano ( 6km de la rn7)
✴️ Mamokatra be - misy rano tsy mety ritra
✴️ Misy tanimbary~ 40 ares - dobo
✴️ Mety ho an' ny fambolena rehetra - mamokatra be
✴️ Tany efa nambolena ( nasaina t@ tracteur)
✴️ Misy partie misy pente
✴️ Efa misy trano ho an' ny mpikarakara fambolena
✴️ Tena mety iompiana ihany koa
✴️ Misy loharano tsy mety ritra azo taritina
✴️ Accessible fiara*
✴️ Titré borné - deux (2) signataires
✴️ 1 500 ar m² soit 160 millions ariary
📞 034 94 966 09
❗Pas sérieux s'abstenir svp ❗

☘️ IREO TANY AMIDY CENTRE VILLE ANTSIRABE ☘️☘️ANTSENAKELY - TSARASAOTRA ANTSIRABE ☘️❤️ Ho anao ilay efa nitady foana ❗❤️...
15/05/2025

☘️ IREO TANY AMIDY CENTRE VILLE ANTSIRABE ☘️
☘️ANTSENAKELY - TSARASAOTRA ANTSIRABE ☘️

❤️ Ho anao ilay efa nitady foana ❗
❤️ Quartier très recherché ❗
🟪 300 m² , 500 m² , 750 m² ary 1000 m²

➡️ 300 m² izany hoe ( 23,25 m*12,92m)
➡️ Prêt à être bâti
➡️ Bord de route lalantany
➡️ Efa mifefy tamboho ny sisiny roa (2)*
➡️ Quartier résidentiel mahate honina
➡️ Poteau jiro apotony
➡️ Accès camion
➡️ Titré borné ( un signataire)
➡️ 225 millions ariary
➡️ Misy facilité de paiement*
➡️ Tsarasaotra apita étoiles des neiges

➡️ 500 m²
➡️ Bord de route
➡️ Antsenakely centre ville
➡️ 450 millions ariary

➡️ 750 m² ( misy trano)
➡️ Bord de route lalantany
➡️ Quartier résidentiel très recherché
➡️ Misy compteur jiro sy rano
➡️ Titré borné ( mutation)
➡️ Prix : 350 millions ariary

➡️ 1000 m² bord de route goudronnée
➡️ A proximité Alliance Française/ Arotel
➡️ Titré borné
➡️ 800 millions ariary

➡️ Droit de visite 10 000 ar
➡️ Manasa anao hiantso ny 📞 034 94 966 09 raha toa ka mila fanazavana misimisy.
⛔ Pas sérieux s'abstenir svp❗
Mankasitraka tompoko

15/05/2025

Trano amidy centre ville Antsirabe (villa basse)
➡️ Tany 9 ares mahery misy azy.
➡️ Bord de route premier plan
➡️ Titrée bornée
➡️ 8 milliards fmg
📞 034 94 966 09

Trano amidy Ambohimena Antsirabe➡️ Surface totale: 300 m²➡️ Construction récente➡️ Un (1) living + quatre (4) chambres +...
06/05/2025

Trano amidy Ambohimena Antsirabe
➡️ Surface totale: 300 m²
➡️ Construction récente
➡️ Un (1) living + quatre (4) chambres + cuisine + do**he wc anatiny.
➡️ Misy jiro sy rano
➡️ Parking pour voiture
➡️ En sécurité tsara
➡️ Tsy lavitra rn7
➡️ Quartier mahafinaritra no misy azy
➡️ Prix: 220 millions ariary à débattre
➡️ Mp raha mila fanazavana misimisy na hiantso avy hatrany ny 📞 034 94 966 09 raha toa ka mahaliana anao.

06/05/2025

➡️ Trano ahofa Ambohimena avaratra Galana*
➡️ Un (1) living - quatre (4) chambres - deux (2) salle de bain
➡️ Dépendance gardien
➡️ Bassin
➡️ Parking pour une (1) voiture
➡️ Quartier @ ilay calme be no misy azy
➡️ Loyer: 2 millions ariary
➡️ Droit de visite : 5000 ar
➡️ Commission agent immobilier
📞 034 94 966 09 raha mahaliana anao
➡️ Sary mp svp
🚫 Pas sérieux s'abstenir svp ❗

➡️ Trano mitokana ahofa Mandaniresaka(ambadikin'ny masinin-kazo Haja mandaniresaka)➡️ Grande salle iray (1) ambany + deu...
06/05/2025

➡️ Trano mitokana ahofa Mandaniresaka
(ambadikin'ny masinin-kazo Haja mandaniresaka)
➡️ Grande salle iray (1) ambany + deux (2) chambres + WC et do**he interne + cuisine (ambany rihana)
➡️ grande salle iray (1) ambony + deux (2) chambres+ WC et do**he + coin débarras.
➡️ misy jiro sy Rano (vovo), efa misy surpresseur mampiakatra ny rano ao amin'ny château d'eau.
➡️ Tokotany malalaka tsara.
➡️ Loyer : 600 000 ar fixe
➡️ Tonga dia miantso avy hatrany no mety
📞 034 94 966 09 agent immobilier
➡️ Droit de visite + commission❗

☘️ TRÈS BELLE VILLA BASSE À VENDRE ☘️ ➡️ MANDANIRESAKA ANTSIRABE ➡️ LOTISSEMENT RÉSIDENTIEL ( CITÉ LE JARDIN)➡️ Surface ...
03/05/2025

☘️ TRÈS BELLE VILLA BASSE À VENDRE ☘️

➡️ MANDANIRESAKA ANTSIRABE
➡️ LOTISSEMENT RÉSIDENTIEL ( CITÉ LE JARDIN)
➡️ Surface totale : 650 m² ( 6 ares 50 ca)
➡️ Surface habitable: 150 m² comprenant :
➡️ Un (1) living de 50m²
➡️ Trois (3) belles chambres placardées
➡️ Une (1) cuisine équipée
➡️ Trois (3) do**hes et wc
➡️ Une terrasse
➡️ Dépendance gardien
➡️ Bassin
➡️ Abri voiture
➡️ Voisins très accueillants
➡️ Très beau jardin
➡️ Prix : 400 millions ariary*
Pour amples informations, veuillez contacter le 📞 034 94 966 09
🚫 Pas sérieux s'abstenir svp ❗

🚫 OCCASION RARE BE MIHITSY 🚫➡️ ANTSIRABE➡️ Trano sy tany amidy CENTRE VILLE BE ➡️ Antsenakely ( apita fiangonana Loteran...
03/05/2025

🚫 OCCASION RARE BE MIHITSY 🚫
➡️ ANTSIRABE
➡️ Trano sy tany amidy CENTRE VILLE BE
➡️ Antsenakely ( apita fiangonana Loterana)
➡️ Refin' ny tany: 486m² ( 4 ares 86 ca)
➡️ Amorondalana 4 axes
➡️ Afaka anaovana activités tsara
➡️ Taratasy milamina tsara
📞 034 94 966 09

🚫 OCCASION RARE BE MIHITSY 🚫➡️ ANTSIRABE ➡️ Trano sy tany amidy CENTRE VILLE BE ➡️ Antsenakely ( apita fiangonana Lotera...
03/05/2025

🚫 OCCASION RARE BE MIHITSY 🚫
➡️ ANTSIRABE
➡️ Trano sy tany amidy CENTRE VILLE BE
➡️ Antsenakely ( apita fiangonana Loterana)
➡️ Refin' ny tany: 486m² ( 4 ares 86 ca)
➡️ Amorondalana 4 axes
➡️ Afaka anaovana activités tsara
➡️ Taratasy milamina tsara
📞 034 94 966 09

Address

Antsirabe Afovoany

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miarisoa Immo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share