Père Thomas

Père Thomas Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Père Thomas, Real Estate, yoanisthomas27@gmail. com, Antsirabe.

🙏❤️ Hampisava ny aizina eo aminao ny Tompo 👉noho izany aza manary fanantenana 🌤️✨👉   fotsiny ihany
08/08/2026

🙏❤️ Hampisava ny aizina eo aminao ny Tompo
👉noho izany aza manary fanantenana 🌤️✨
👉 fotsiny ihany

08/08/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Ialy Rivalinah Claire, Aidah Rakotonirina, Père Georges Randriamahefa

👉Ny fitoriana ny Evanjely no iraka masina nankinin'i Kristy tamin'ny mpino rehetra, mba hitondra ny fahazavan'ny famonje...
28/07/2026

👉Ny fitoriana ny Evanjely no iraka masina nankinin'i Kristy tamin'ny mpino rehetra, mba hitondra ny fahazavan'ny famonjena ho an'izao tontolo izao. Tsy ny teny ihany no mitory an'i Kristy, fa indrindra ny fiainana masina sy ny fitiavana aseho isan'andro.

👉

27/07/2026

💥Ny fandeferana dia herin'ny olona hendry, fa tsy fahalemeny.

💥Ny fandeferana no mamono ny fifandirana, mampitombo ny fihavanana, ary mitahiry ny fiadanam-po.

➡️Izay mahay mandefitra dia mandresy ny hatezerana, miaro ny fifandraisana, ary mahazo fitahiana avy amin'Andriamanitra.

WhatsApp 0322096158👉 Père Thomas

22/07/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tara Pazavana, James Waze

🙏??   dia tsy izay mitondra ny anaran'i Kristy fotsiny, fa izay maneho Azy amin'ny  ,   ,   ary ny  . Araka ny tenin'i M...
15/07/2026

🙏?? dia tsy izay mitondra ny anaran'i Kristy fotsiny, fa izay maneho Azy amin'ny , , ary ny . Araka ny tenin'i Masindahy Serafima avy any Sarov: "Katsaho aloha ny Fanahy Masina, dia olona maro no hovonjena amin'ny alalanao."
👉araho ao am'ty WhatsApp ity

🧲💥 👣👣  ➡️ MATIO 8:28-9:1👉 Fanehoan'i Jesoa ny Fahefany ka nahareseny ny herin'ny demonia...➡️ Rehefa marisika amin'ny fa...
05/07/2026

🧲💥 👣👣
➡️ MATIO 8:28-9:1
👉 Fanehoan'i Jesoa ny Fahefany ka nahareseny ny herin'ny demonia...
➡️ Rehefa marisika amin'ny fanompoana isika dia hanampy antsika ny Tompo hanafoana ny sakana rehetra manoloana ny FAHASOAVANY hiditra amintsika.🙏

💥🧲  ➡️Aza variana amin'ny tabataban'izao tontolo izao, fa miorena amin'ny finoana.Amin'izao andro farany izao dia antsoi...
02/07/2026

💥🧲
➡️Aza variana amin'ny tabataban'izao tontolo izao, fa miorena amin'ny finoana.
Amin'izao andro farany izao dia antsoina isika Kristianina mba hiaina amin'ny fibebahana, hivavaka tsy tapaka, hitandrina ny Tenin'Andriamanitra, ary hifankatia marina. Tsy ny tahotra no tokony hanjaka ao am-pontsika, fa ny fanantenana sy ny fahatokiana an'i Kristy. Izay maharitra amin'ny finoana sy mijoro amin'ny fahamarinana no handray ny satroboninahitry ny fiainana.
☦️"Koa miambena sy mivavaha mandrakariva." Lioka 21:36

☦️🧲💥   atao amin'ny finoana no fitaovam-piadiana mandresy ny devoly ➡️ Ny   ataontsika dia mampandossitra ny herin'ny ma...
28/06/2026

☦️🧲💥 atao amin'ny finoana no fitaovam-piadiana mandresy ny devoly
➡️ Ny ataontsika dia mampandossitra ny herin'ny maizina.
☦️👉" Koa maneke an'Andriamanitra hianareo, ary manohera ny demony, dia handositra anareo izy.'' 4:7

Address

Yoanisthomas27@gmail. Com
Antsirabe
101

Website

Thomas

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Père Thomas posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category