Irintsoa Immobilier

Irintsoa Immobilier Vente de Terrains Sélection de parcelles sécurisées, bornées et prêtes à bâtir dans des zones stratégiques.

Construction de Bâtiments Conception et réalisation de maisons individuelles, villas modernes

❤️🥰
12/07/2026

❤️🥰

🔶Andao ndray ary tsika hisitaka kely ny ville🔶Trano amidy Ambohitrimanjaka Antananarivo ✔️Tany 300M miaraka amin m'ny tr...
14/03/2026

🔶Andao ndray ary tsika hisitaka kely ny ville
🔶Trano amidy Ambohitrimanjaka Antananarivo
✔️Tany 300M miaraka amin m'ny trano 1 étage
🔜Tany parcelle cadastrale misoratra amin'ny olona iray avy atrany dia mutation no atao
✔️Trano misy rihana iray
🔹Ambany rihana na ao amin'ny Rez de chaussée
🔜Living
🔜salle à manger
🔜Cuisine
🔹Ambony rihana na Etage
🔜3 Chambre
🔜WC
🔜Salle d'eau
🔶 Extérieur
✔️Cuisine extérieure
✔️WC
✔️Douche

Efa misy jiro JIRAMA ✔️
Prix 180.000.000 Ariary à débattre 💥
Araraoty fa mandalo ny tsara mandalo ny mora 😊
Omenay cadeau Izay mividy anazy 🤝
📞0344801123
Afaka miditra Message Privé ihany koa raha mila fanazavana fanampiny enao

🗺️ Occasion à saisir 🥰🟤Tany 1ère plan 🔥🟤Accès tsara 🟤Tsy lavitra poteau JIRAMA 🟤Mizara 2 parcelle 🟤Antsirabe kaikin'ny g...
20/02/2026

🗺️ Occasion à saisir 🥰
🟤Tany 1ère plan 🔥
🟤Accès tsara
🟤Tsy lavitra poteau JIRAMA
🟤Mizara 2 parcelle
🟤Antsirabe kaikin'ny golf
🟤Efa be tanana tsara

⚪Contenance 1ère parcelle environ 4 Are 50 Ca (première plan)
2ème parcelle environ 4 Are 20ca (deuxième pan)

🔶Prix : 1ère parcelle 80 000Ar/M2

🔶Prix : 2ème parcelle 70 000Ar/M2

A débattre daoly reo prix reo ah...🔥
Mandalo ny tsara mandalo ny mora ❤️

Taratasy aradalana tsara 📑misoratra amin'ny olona iray
📞 034 48 011 23
Irintsoa Immobilier
Rotsiniaina Nanou
Ny Aina

Jerenareo anie fa manja kely ko anie le model Trano Gasy eh 🏠❤️Aiza misalasala manontany raha misy mahalina anao 🥰Afaka ...
17/02/2026

Jerenareo anie fa manja kely ko anie le model Trano Gasy eh 🏠❤️

Aiza misalasala manontany raha misy mahalina anao 🥰

Afaka tanterahanay ny nofinofinao 🥰❤️

Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miditra MP ❤️🥰

Watchapp 📞 034 48 011 23

➡️Manana fanirina anao trano ve ianao?🏠➡️Sahirana amin'ny fikarakarana antota taratasy mba azahoana permis de construire...
16/02/2026

➡️Manana fanirina anao trano ve ianao?🏠

➡️Sahirana amin'ny fikarakarana antota taratasy mba azahoana permis de construire ?📑
Afaka manampy anao zahay 🥰
-Plan de projet (manaraka an'izay forme tinao anaovana an'ilay trano🥰)
-afaka manao suivis atramin'ny fananganana ihany koa🥰
Aiza misalasala miditra MP
📞034 48 011 23

13/02/2026

Address

Mahazoarivo
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Irintsoa Immobilier posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category