Atelier Creation Design Antsirabe Acda

Atelier Creation Design Antsirabe Acda Commandes sur mesure de meubles, escaliers, portes/fenêtres, cloisons, voliges, véranda, garde fou...

✨ ACDA – Kalitaon-kazo ampanjary ny tranonao ✨Ireto an'isan'ny commande afaka ataonao ato aminay.Tongava zahana ny seza ...
01/12/2025

✨ ACDA – Kalitaon-kazo ampanjary ny tranonao ✨
Ireto an'isan'ny commande afaka ataonao ato aminay.
Tongava zahana ny seza sy ny fanaka vita amin’ny hazo atolotray, novolavolaina amim-pitandremana mba hanome endrika, faharetana ary fampiononana ao an-tranonao.
Na ho an’ny efitra fisakafoana, efitra fandraisam-bahiny na birao, ny vokatray dia manambatra lamina maoderina sy hazo tena matanjaka.

🪵 Hazo voafantina tsara
💺 Seza mahazo aina sy maharitra
📦 Vokatra vonona avy hatrany na azo atao baiko
💯 Kalitao azo antoka

Ataovy mivelatra sy manara-penitra ny tranonao amin’ny alalan’ny fanaka maharitra sy manankaja.

📞 +261388289066

📣 ARARAOTY Latabatra Mélamine sy Hazo – Tsara Kalitao !Mitady latabatra maoderina, matanjaka ary mendrika ny trano ve ia...
20/11/2025

📣 ARARAOTY Latabatra Mélamine sy Hazo – Tsara Kalitao !

Mitady latabatra maoderina, matanjaka ary mendrika ny trano ve ianao ?
Manolotra latabatra mélamine sy hazo izahay, vita tsara ary maharitra.
✨ Kalitao avo – Vidiny mirary – Asa vita matihanina
📞 Antsoy izahay raha mila modely na baiko manokana. : +261 38 82 890 66

✨CUISINE EN MELAMINEIty misy lakozia MODERNE vita amin’ny MÉLAMINE avo lenta, asa vita tato aminay✨Afaka mamorona sy man...
17/11/2025

✨CUISINE EN MELAMINE
Ity misy lakozia MODERNE vita amin’ny MÉLAMINE avo lenta, asa vita tato aminay
✨Afaka mamorona sy manamboatra ny Lakozianao izahay mba hanaraka ny vanimpotoana amizao sy manaraka ny fenitra sy kalitao.

✔️ Tsara kalitao – maharitra
✔️ Endrika maoderina sy madio
✔️ Fifanarahana tanteraka amin’ny haben’ny efitrano
✔️ Famaranana madio sy matihanina
✔️ Vita tanana miaraka amin’ny asa tsara kalitao

Ataovy mirindra sy manintona ny lakozia amin’ny famolavolana manokana ataonay!
Afaka misafidy loko, habe ary endrika araka ny tianao ianao.

📞 Antsoy / Alefaso hafatra WhatsApp raha mila tolo-kevitra : +261 38 82 890 66.
́laminé ́lamine

✨ Ny hatsaran’ny maoderina sy ny fahamendrehan’ny asa tanana.Ny mélamine dia manambatra endrika maoderina, faharetana ar...
13/11/2025

✨ Ny hatsaran’ny maoderina sy ny fahamendrehan’ny asa tanana.

Ny mélamine dia manambatra endrika maoderina, faharetana ary fahadiovana amin’ny famolavolana.
Amin’ny tanana mahay sy ny fahaiza-mamorona, dia miova ho fanaka manara-penitra sy manaitra maso ny takelaka tsotra. 🌟

🔸 Fanamboarana araka ny filan’ny mpanjifa
🔸 Famolavolana anatiny (placard, bureau, table, cuisine…)
🔸 Fampifangaroana loko sy endrika

Ataovy miavaka ny tranonao amin’ny fanaka vita amin’ny mélamine – kanto, madio ary manara-penitra!
Tel : +261388289066

Ny hakanton’ny hazo, fitambaran’ny fomban-drazana sy ny famoronana.Ny endriny tsotra nefa manintona, ny lokony voajanaha...
13/11/2025

Ny hakanton’ny hazo, fitambaran’ny fomban-drazana sy ny famoronana.
Ny endriny tsotra nefa manintona, ny lokony voajanahary, ary ny hafanan’ny hazo izay tsy levona amin’ny fotoana. ✨
Ao amin’ny asa ataonay dia mifamatotra ny kalitao, ny endrika ary ny faharetana.

🔨 Fanamboarana araka ny filànao
🪑 Fanaka manokana sy vita tanana
🏡 Famaranana voakajy sy maharitra

Avia hahita sy hankafy ny hakanton’ny asa vita amin’ny hazo gasy — fanaka manome aina sy hatsarana ny tranonao.
Tél : +261388289066

04/12/2024

Amin'ity Noely ity dia afaka mi-commande ato aminay amin'ny resaka fanaka ianareo araka ny môdely izay tadiavinareo fa asiana fihenam-bidy hitsenana ny taona vaovao e.

Aza misalasala ary miresaka aminay anaty hafatra miafina (MP) raha misy môdely tianareo atao.

Mahafinaritra ery ny mahita trano voahaingo mahafinaritra toy itony. Izahay dia afaka manao étagere ho anareo ao an-tran...
24/10/2024

Mahafinaritra ery ny mahita trano voahaingo mahafinaritra toy itony.

Izahay dia afaka manao étagere ho anareo ao an-trano ho haingo sy ho fandaminana ny trano. Koa aza misalasala miresaka aminay amin'ny hafatra miafina liana.

Manamboatra ny fanaka rehetra momba ny trano ihany koa izahay, toy ny fandrina, latabatra, seza, tohatra, ...

Ataovy miavaka ny ao antokatranonao. Izahay ato amin'ny ACDA dia manao ny zavatra rehetra mikasika ny hazo. Ity izao tab...
21/10/2024

Ataovy miavaka ny ao antokatranonao.
Izahay ato amin'ny ACDA dia manao ny zavatra rehetra mikasika ny hazo.
Ity izao table chevet. Aza misalasala mifampiresaka aminay raha ohatra ka misy ny tianao ho atao hanatsarana ny ao antrano.

Izay te hanamboarana table TV mahafatifaty kely ohatran'izao dia afaka manantona ny atélier anay eto Antsirabe na miditr...
17/10/2024

Izay te hanamboarana table TV mahafatifaty kely ohatran'izao dia afaka manantona ny atélier anay eto Antsirabe na miditra hafatra miafina fa hanamboaranay zavatra tsara sy mahafa-po anareo izahay.

Afaka manatanteraka izay môdely tianareo atao ihany koa anefa izahay. Koa aza misalasala miresaka aminay. 🥰☺️😇

Ny ACDA dia manolotra ny zava-tsoa sy ny tsara ho anareo hatrany. Iza no manam-pahaizana amin'ny fanamboarana canapé? Iz...
16/10/2024

Ny ACDA dia manolotra ny zava-tsoa sy ny tsara ho anareo hatrany.

Iza no manam-pahaizana amin'ny fanamboarana canapé? Izahay ACDA dia anisany mahavita izay môdely tinareo ho atao ho entina manome endrika ny trano amin'ny kalitao tsara sy mafy.

Koa aza misalasala manantona anay anaty hafatra miafina raha misy mahaliana.

Mahafinaritra ilay penderie e? Izahay ato amin'ny ACDA eto Antsirabe dia afaka manamboatra ireo zavatra atao ireo haingo...
16/10/2024

Mahafinaritra ilay penderie e?

Izahay ato amin'ny ACDA eto Antsirabe dia afaka manamboatra ireo zavatra atao ireo haingon'ny tranontsika na amin'ny fandaminana ny ao antokatrano amin'ny alalan'ny fanamboarana ireo fitaovana ilainareo.

Aza misalasala mifandray aminay amin'ny hafatra miafina raha misy mahaliana anareo.

08/08/2024

Izahay eto amin'ny dia afaka manatanteraka ireo fitaovna rehetra mikasika ny Hazo toy ny fanaka birao, na ao antokantrano.

Koa aza misalasala ary miantso anay na miditra hafatra miafina raha toa ka mahaliana anao izany.

Laharana tarobia: 033 59 029 87
mail: [email protected]

NB: afaka mandefa faritra ihany koa izahay ary zavatra tsara no atolotray anao amin'ny vidiny mirary.

Address

En Bas De L'hôtel CACTUS Mahafaly Vatofotsy
Antsirabe
110

Telephone

+261344185595

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Atelier Creation Design Antsirabe Acda posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Atelier Creation Design Antsirabe Acda:

Share

Category