04/08/2026
๐๐ง๐๐๐จ ๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐๐ซ๐ฒ ๐ก๐ข๐๐ซ๐๐ค๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง๐๐ฒ ๐ก๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ข๐ค๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ฬ๐ฌ๐ข๐๐๐ง๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐!
๐กAndroany isika hiaraka aminโny client iray izay nitsidika ny tany noeritreretiny hanorenana ny tranony aty aminโny Rรฉsidence TANGARA.
Zarainy amintsika ato anatinโity horonantsary ity,
โ
Ny antony naharesy lahatra azy hanao ny fitsidihana,
โ
Ireo antony nahatonga azy nisafidy ny Rรฉsidence TANGARA hanorenana ny tranony,
โ
Torohevitra vitsivitsy ho antsika izay manana ny eritreritra ny hanao fitsidihana sy hividy tany ihany koa.
Manasa antsika ary hiaraka hijery ity horonantsary mahafinaritra ity.
๐ฒ Raha te hitsidika ny Rรฉsidence Tangara ianao dia aza misalasala miantso anay:
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04