02/08/2026
Tany amidy 🌴 aty Antanimalandy akaiky docteur Candid 9/15 accès voiture 🚐 jiro 💡 sy rano 🚰 efa akaiky daholy efa be tanana ny manondidina efa vita reconnaissance
📱0325148458
📱0380576193
💰 Prix : 65million miady
😘 Mbola misy maro azo isafidianana