Rhum Arrangé à Mahajanga

Rhum Arrangé à Mahajanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rhum Arrangé à Mahajanga, Real Estate, Mahajanga, Mahajanga.

Aiza nareo fa weekend ny Andro Rhum arrangé triple action (sakamalao+cola+Katy+fandrama)Livraison gratuit raha Mahajanga...
12/01/2025

Aiza nareo fa weekend ny Andro
Rhum arrangé triple action (sakamalao+cola+Katy+fandrama)
Livraison gratuit raha Mahajanga
Contact :0349508026

Arabaina tratrany taona vaovao jiaby* Misy jeux Kely ataontsika no Sady promotion hoan'ireo client fidèle ko❤️😘*Momba il...
02/01/2025

Arabaina tratrany taona vaovao jiaby
* Misy jeux Kely ataontsika no Sady promotion hoan'ireo client fidèle ko❤️😘
*Momba ilay jeux :
_Mi abonné ny page
_Inviteo ny amis nao MBA hi abonné ilay page
_ Partager nao @ groupe Telo(3) misy anao ny publication
_Vita Zay de capturer nao alefanao @ commentaires
_Izay Mahazo j'aime maro maro voalohany sy faharoa : Mahazo rhum arrangé triple action "Demi litre"
_Ny fahatelo Mahazo Fahefany na "1/4 litre"
*@ Lundi lalaontsika mivaly à 10h00
*Ty ndray hoan'ireo client fidèle ko, ao anatiny jiaby na ianareo any @ faritra:
_Omeko promotion _10% ianareo: izany hoe "18000ar " 1 litre
Mankasitraka @ fahatokisanareo❤️❤️😘

Mandroso Rhum arrangé oooh 🥰 Sakay tany + Colas + Katy+ Fandrama20000ar ny 1L
23/12/2024

Mandroso Rhum arrangé oooh 🥰
Sakay tany + Colas + Katy+ Fandrama
20000ar ny 1L

Hoan'izay mitady fandrama pure,Misy aty ary mandefa prix de gros hoan'izay Mbola hivarotra.Contact : 034 95 080 26
16/08/2024

Hoan'izay mitady fandrama pure,
Misy aty ary mandefa prix de gros hoan'izay Mbola hivarotra.
Contact : 034 95 080 26

Mandroso fa efa hoavy ny weekend Zay efa nividy aloha afapo jiabyDégustation gratuit
27/06/2024

Mandroso fa efa hoavy ny weekend
Zay efa nividy aloha afapo jiaby
Dégustation gratuit

Rhum arrangéVoasary mamy(orange)+tantelyTsy mifangaro ranoDégustation gratuitMp prix
30/05/2024

Rhum arrangé
Voasary mamy(orange)+tantely
Tsy mifangaro rano
Dégustation gratuit
Mp prix

Address

Mahajanga
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rhum Arrangé à Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category