Sera tany ambanja

Sera tany ambanja Bonjour đź‘‹ . Mitadia tokotany miaraka trano ve ianao eto ambanja ? Ity ny vaha holana

🚫🚫 IRETO AVY NY LISTÉ TANY TS METY VIDIGNA.  KA SAMIA MITANDRINA.1-Tany mbola “domaine de l’État” (tany fanjakana)➡️ Ire...
04/02/2026

🚫🚫 IRETO AVY NY LISTÉ TANY TS METY VIDIGNA. KA SAMIA MITANDRINA.

1-Tany mbola “domaine de l’État” (tany fanjakana)

➡️ Ireo tany tsy mbola natokana ho an’olona, ka an’ny fanjakana Malagasy amin’ny maha “domaine privé de l’État” azy.
🔸 Raha tsy misy “titre foncier” na “karatany ara-dalàna”, dia tsy azon’ny olona amidy mihitsy.
🔸 Raha mividy amin’olona fotsiny ianao, dia tsy manan-kery ara-dalàna ny fifampivarotana.

2-Tany misy ady (tany misy litige)

➡️ Ireo tany efa mifanditra amin’ny olona hafa na eo am-pitsarana.
🔸 Raha mividy amin’ny iray amin’ireo olona mifanditra ianao, dia azonao very tanteraka rehefa tapaka ny didim-pitsarana.
🔸 Ilaina manao vérification (fijerena) any amin’ny Sampan-draharahan’ny Fananantany sy fitsarana aloha.

🟡 Ohatra:

“Tany misy raharaha amin’ny fianakaviana roa samy milaza ho tompony.”

3-Tany amin’ny toerana voarara (tany ara-tontolo iainana)

➡️ Tsy azo amidy na anaovana fanorenana mihitsy:

Tany akaikin’ny ranomasina (zone littorale protégée),

Ravina, ala, renirano, loharano, na toerana réserve naturelle,

Tany lohasaha, loza voajanahary, na tany tandindonin-doza (glissement, rano, sns).

🟡 Ohatra:

Tany akaikin’ny loharano, na akaikin’ny lalamby, na lalam-pirenena tsy azo anaovana fanorenana 25 m manodidina

4-Tany efa vita karatany saingy tsy amin’ny anaran’ilay mivarotra

➡️ Raha tsy mifanaraka amin’ny anarana ao amin’ny karatany sy ny anarana mivarotra, dia tsy ara-dalàna ny varotra.
🔸 Mila procuration authentique na acte de succession vaovao.

🟡 Ohatra:

“Mivarotra ny zanaka nefa mbola amin’ny anaran’ny rainy maty ilay karatany.”
→ Tsy azo vidiana raha tsy vita ny fandovàna ara-dalàna.

5-Tany jorolava manaraka lalambe tsy manana elanelam-piarovana (servitude publique)

➡️ Raha tery loatra amin’ny lalana, dia azo alain’ny fanjakana amin’ny fanitarana arabe, ka very ny ampahany amin’ny tany.
🔸 Tokony hijerena servitude de 25 metatra manodidina amin’ny lalana nasionaly.

6-Tany misy “double titre” (karatany roa amin’ny toerana iray)

➡️ Misy amin’ny toerana maro izany eto Madagasika

04/02/2026

Bonjour a vous

31/01/2026

Salut jiaby .

Bonjour 🤝 jiaby.  Tany alafo a mahavelogno avaratra.Mesure 30/60 mètre na koa 1.800 m²Prix : 160 mille fmg /m² , koa 32 ...
27/03/2025

Bonjour 🤝 jiaby.
Tany alafo a mahavelogno avaratra.
Mesure 30/60 mètre na koa 1.800 m²
Prix : 160 mille fmg /m² , koa 32 mille ar par m².
Taratasy azohantoko , tss ady.
Contacter : 032 80 099 05 na koa 032 29 634 19.

Salut ry havako aby ,ity misy taniny cacao alafo amin'ny vidiny m ok ra,mesure nany loneur 100 mètre et largeur 20 hilan...
12/03/2025

Salut ry havako aby ,ity misy taniny cacao alafo amin'ny vidiny m ok ra,mesure nany loneur 100 mètre et largeur 20 hilany 50 hilany,prix 95millions de fmg.

Contact:0328009905/ 0322963419

Salut jiaby ,ty misy tany alafo aty antsampano aty alefa amin'ny vidiny mora.contacte 0328009905 Na koa 03229634 .
10/03/2025

Salut jiaby ,ty misy tany alafo aty antsampano aty alefa amin'ny vidiny mora.contacte 0328009905 Na koa 03229634 .

Bonjour atsika jiabay Tia raha tsar ty misy tany alafo aty Ă  Mahavelona avaratra aty Contact:0328009905 Na koa 032296341...
10/03/2025

Bonjour atsika jiabay Tia raha tsar ty misy tany alafo aty Ă  Mahavelona avaratra aty
Contact:0328009905 Na koa 0322963419

Bonjour jiaby,misy tany alafo aty Mahavelona Ambanja Mirefy 36/40mètre prix 75millions de fmg
04/03/2025

Bonjour jiaby,misy tany alafo aty Mahavelona Ambanja Mirefy 36/40mètre prix 75millions de fmg

Bonjour atsika jiabay Tia raha tsara ,misy tany alafo aty Mahavelona Ambanja alefa amin'ny vidiny mora Sady prémier posi...
03/03/2025

Bonjour atsika jiabay Tia raha tsara ,misy tany alafo aty Mahavelona Ambanja alefa amin'ny vidiny mora Sady prémier position ,Mirefy 5/23mtr.

Address

Mahavelona
Mahavelona

Telephone

+261328009905

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera tany ambanja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sera tany ambanja:

Share

Category