Fiangonana Zanaka SISA

Fiangonana Zanaka SISA ZANAKA SISA

12/05/2024

Endrey! Ny Fitiavanao ahy Raiko any an-danitra.๐Ÿฅฒ

Raha maty andro alarobia ny mpamonjy dia andro alarobia izany no andro fiomanana ary andro alakamisy no andro sabata.SAT...
11/05/2024

Raha maty andro alarobia ny mpamonjy dia andro alarobia izany no andro fiomanana ary andro alakamisy no andro sabata.
SATRIA : andro mialoha ny andro Sabata ny andro Fiomanana.
Fa andro Fiomanana no andro nahafatesan'ny Mpamonjy.

Raha izay dia tokony hitsahatra andro alakamisy foana izay manaiky izany fampianarana izany;
KA Nร€ IZY MANAIKY HITSAHATRA @ ANDRO ALAKAMISY noho ny fampianarany; Nร€ IZY MANAIKY FA ANDRO ZOMA NO ANDRO FIOMANANA RAHA MBOLA HIFIKITRA NY ANDRO SABOTSY HO FITSAHARANY araka ny fampianaran'izao tontolo izao.

Tsy andro sabotsy foana nefa no andro Sabata fa miovaova tahaka ny andro P***a raha manaraka ny publication mikasika an'izay FAMPIANARANA izay ato @ Fiangonana Zanaka sisa ianao.
ito ny lien Fampianarana ny andro Sabata : https://www.facebook.com/photo/?fbid=122101156244298188&set=pob.61558945642748

Fa ny fampianaran'izao tontolo izao no mifikitra ihany foana ko ny andro sabotsy na alahady ho andro fitsaharana(andro sabatan'izao tontolo izao)

Fa iza mo no tsy mihinana Baiboly?Fa iza no manaiky sy mankato ny Baiboly nohaniny?Fa vao miteny ny Raintsika hoe avรฝ ho...
10/05/2024

Fa iza mo no tsy mihinana Baiboly?
Fa iza no manaiky sy mankato ny Baiboly nohaniny?

Fa vao miteny ny Raintsika hoe avรฝ hoano ny Levitkosy 11 / Levitkosy 18 / Apoc 19:12 / Eksodosy 20:7 dia iny ianao fa mitsoaka ary miteny hoe mangidy ireo fa tsy laniko๐Ÿคฎ๐Ÿคฎ๐Ÿคฎ

Tsy hanร nanao Fiainana mandrakizay ny mifady fihinanana ny Tenan'ny Mpamonjy na ny Tenin'ny Ray ao an-danitra.
Aleo mifady ny tenin'ny devoly.

SATRIA : Ny Teny rehetra mivoaka amin'ny vavan'ny Raintsika dia mampianatra, manadio, mahamendrika, mahamasina ny Fanahintsika izay Fanahiny ihany ahatongantsika any Aminy.

Manomboka androany dia sady ihinana aho no hankatoa ny Baiboly Raiko o๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

- Ny atao hoe mivavaka dia :  mivoady na manaiky ny hanao ny    Sitrapon'ny Ray ao an-danitra.- Ny atao hoe Sitrapon'ny ...
09/05/2024

- Ny atao hoe mivavaka dia : mivoady na manaiky ny hanao ny
Sitrapon'ny Ray ao an-danitra.
- Ny atao hoe Sitrapon'ny Ray ao an-danitra dia :
ny ahatongavan'ny fon'ny olona rehetra any an-danitra(fonenany)

1-Tsy hamelona izay maty ny Ray ao an-danitra; raha tsy mifanaiky
Aminy izay nitondra am-bavak'azy ka hampianatra izay
novelominy ny Sitrapony rehefa avy eo.
2-Tsy hanasitrana ny marary ny Ray ao an-danitra; raha tsy
mifanaiky Aminy izay nitondra am-bavaka azy ahatonga izay
nositraniny ho lasa Zanaky ny Ray ao an-danitra.
3-Tsy hamaly ny fangatahanao ny Ray ao an-danitra raha tsy misy
hifandraisana amin'ny Sitrapony(ny ahatongavanao any an-
danitra ny Sitrapony) izay hangatahanao.
4-Ny vavaka rehetra mifandray amin'ny ahatongavan'ny fon'ny
olona ho any an-danitra dia tsy maintsy tanterahan'ny Ray na
tiany na tsy tiany;
SATRIA : ny ahatongavan'ny fonao any an-danitra no Sitrapon'ny
Raintsika.
๐Ÿ™Tsy ho tia tena intsony aho Ray o rehefa mangataka aminao manomboka androany;๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™
hay mo ka tsy izahay irery no mangataka Aminao foana fa Ianao ko mangataka aminay foana ny hanaovanay ny Sitraponao Ray.๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™ (Lioka 11:2)

(Deotoronomia 8:3) ยซ ...tsy m**o ihany no iveloman'ny olona; fa izay rehetra aloaky ny vavan'ny Ray ao an-danitra. ยป Ay ...
08/05/2024

(Deotoronomia 8:3) ยซ ...tsy m**o ihany no iveloman'ny olona; fa izay rehetra aloaky ny vavan'ny Ray ao an-danitra. ยป

Ay mo ka sakafo sy hanina ny Tenin'ny Ray ao an-danitra.
Mifady teny kay zany no atao hoe mifady hanina.
Mifady ny tenin'ny devoly mpanompon'ny fanahin'ny fahafatesana
no atao hoe mifady hanina.
Alelloiah Alelloiah Alelloiah ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

Nomenao ny Zaza madinika ny Fahalalร nao Ray o! dia faly ny Zanakao sisa๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ™๐Ÿ™
dia tezitra ny devoly sy ny rainy๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜ก

(Jaona 15:20) ยซ Tsarovy ny teny izay nolazaiko taminareo hoe : Ny mpanompo tsy lehibe noho ny tompony.... ยปNy Zanaka sis...
07/05/2024

(Jaona 15:20) ยซ Tsarovy ny teny izay nolazaiko taminareo hoe : Ny mpanompo tsy lehibe noho ny tompony.... ยป

Ny Zanaka sisa dia mpanompon'ny Fo rehetra misy eran'izao tontolo izao, no Zanaky ny Rainy ao an-danitra fa tsy mpanompony.
Valianay Fitiavana ny Fitiavany anay Zanany fa tsy mila tambiny Aminy Izahay rehefa manao ny Sitrapony, eny na amin'iza koa; tahaka ny nataon'i Lahimatohany taminay.

Tsy misy zanaka eto an-tany hirahan'ny ray aman-dreniny ka mitaky karama vao mandeha. SATRIA : Fitiavana no hifandraisany.
Ny Zanaka na dia maditra aza dia hanarina fa tsy roahina tsy ho zanaka intsony.

Ny mpiasa no mitaky karama vao mandeha hirahan'ny patroany
SATRIA : lalร na na fepetra no hifandraisany.
Raha misy mpiasa tsy manao izay nifanarahany tamin'ny patroany dia ho voaroak'izy.

Ny fanoherana ny Tenin'ny Ray ao an-danitra no mahafaty๐Ÿ™๐Ÿ™SATRIA : ny antony hitenenany anao dia ny havelomanao. "Tsy ny ...
01/05/2024

Ny fanoherana ny Tenin'ny Ray ao an-danitra no mahafaty๐Ÿ™๐Ÿ™
SATRIA : ny antony hitenenany anao dia ny havelomanao.

"Tsy ny m**o ihany no hiveloman'ny olona fa ny Teny aloaky ny vavan'ny Ray ao an-danitra"(Lioka 4:4) - (Deot 8:3)
Ny fanoherana ny Tenin'ny Ray ao an-danitra dia midika fa mahay noho Izy ary diso ny Teniny no tsy mahavelona ny Fanahy akory.๐Ÿ™

Efa hatramin'ny nanorenana an'izao tontolo izao no nanohitra tsy ihinana ny Teninin'ny Ray ny olona tamin'ny hazo voarara tsy hinanana ka maty tokoa.
Fa nampirafy ny fihinanana ny Tenin'ny Ray tamin'ny fihinanana ny tenin'ilay menarana rain'ny lainga sy mpanompon'ny fahafatesana.

Tsy izay nanova ny andro voalohany ho lasa alatsinainy ihany no nanova ny fotoana.Ny antony tokana nanovร n'ny mpanompon'...
30/04/2024

Tsy izay nanova ny andro voalohany ho lasa alatsinainy ihany no nanova ny fotoana.

Ny antony tokana nanovร n'ny mpanompon'ny devoly sy dragona sy fanahin'ny fahafatesana ny fotoana sy ny lalร na dia:
1- mba tsy ahafantaran'ny olona intsony ny andro voalohany amin'ny volana voalohany amin'ny taona (volana Abiba = fitsingerenan'ny andro sy volana voalohany namoronana izao tontolo izao)
SATRIA : amin'ny andro voalohany fitsingerenan'ny namoronana izao tontolo izao no manangana ny TABERNAKELY, manisa 7 andro dia SABATA(Genesisy 1:5), manisa 14 andro dia ny hariva no P***A(Eksodosy 12:18), ny 7 andro aorian'ny P***A dia firavoravoana, aorian'ny P***a dia PANTEKOSTA(Asan'ny Apostoly 2:1).
2- Niankina sy miankina ary hiankina amin'Ireo andro nataon'ny Ray ao an-danitra ireo no hanomezany Famindram-po farany ankehitriny.

Mo va tsy ny zaza no manana toe-po be fitiavana indrindra : mitomany sy matahotra vao hilaozan'ny ray aman-dreniny vetiv...
26/04/2024

Mo va tsy ny zaza no manana toe-po be fitiavana indrindra : mitomany sy matahotra vao hilaozan'ny ray aman-dreniny vetivety,
Ary mo va tsy izay niala tamin'ny fahazazany no lasa mpanohitra ny ray aman-dreniny foana.
Ary tsy izay manana toe-po be fitiavana tahaka ny zaza mo va no tian'ny Raintsika ho zanany tsy hiala eo aminy mandrakizay.
Ireto ny fepetra raha tia ho Zanaky ny Ray isika :
1- miantso Azy hoe Dada na Ray fa tsy amin'ny Anarany fa tsy
fahalalampomba ny miantso ny niterakanao amin'ny Anarany๐Ÿ™
2- tsy miantso Azy hoe Tompo satria lasa mpanompo izay miantso
izany; ny mpanompo dia mpiasa ary ny Tompo dia Patron๐Ÿ™
Fankasitrahana amin'ny foko rehetra Dada o fa mpiasanao aho taloha fa natsanganao ho zanakao tamin'ny halalan'ny Zokibe Teninao izao๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

Ny bibi-dia na olon-dia no atao hoe : biby na olona tsy azo hampianarina, tsy manaiky ho tenenina, tsy manaiky ho diso, ...
26/04/2024

Ny bibi-dia na olon-dia no atao hoe :
biby na olona tsy azo hampianarina, tsy manaiky ho tenenina, tsy manaiky ho diso, tsy mahay manaiky ny Marina sy Masina dia ny Tenin'ny Ray ao an-danita, tsy manana tanjona hafa tsy ny hamitaka sy hamono anao ho faty.

Mazava sy Marina ny voalazan'ny "Apocalypsy 19:12" fa tsy hanaiky ny bibi-dia na olon-dia raha tsy hiady amin'ny Tenin'ny Ray izay ao an-danitra dia tsy Iza fa Ilay Lahimatoha amin'ny Zanaka sisa.

- Inona mo ny antony hamangiana ny kamboty : fa tsy ny hampahafantaran'azy fa manana Ray izy any an-danitraAry mo va tsy...
25/04/2024

- Inona mo ny antony hamangiana ny kamboty : fa tsy ny hampahafantaran'azy fa manana Ray izy any an-danitra

Ary mo va tsy izay mitaona ny olona ho amin'ny fitahiana ara-bola ho amin'ny filร n'izao tontolo izao no ilay mpivavaka tsy mahafehy ny vavany ka mamitaka ny fony๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ
Ary tsy izay mitaona ny kamboty mbola tsy mahalala ny Rainy any an-danitra ho any an-danitra mo va no Fivavahana madio tsy misy loto sy sitraky ny Raintsika ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™
Mialatsiny ahy Dada o fa naditra fa tsy nanota๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

Address

Anatihazo II
Majunga
123

Telephone

+261389429728

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Zanaka SISA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fiangonana Zanaka SISA:

Share

Category