Fankalazana faha 50 taona CEG Mandialaza

Fankalazana faha 50 taona CEG Mandialaza Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fankalazana faha 50 taona CEG Mandialaza, Real Estate, Mandialaza MORAMANGA, Moramanga.

20/03/2026
Salama isika e.Ho fankalazana ny faha 50 taona  ny CEG Mandialaza dia faly manolotra antsika eto Mandialaza sy ny manodi...
19/03/2026

Salama isika e.Ho fankalazana ny faha 50 taona ny CEG Mandialaza dia faly manolotra antsika eto Mandialaza sy ny manodidina Spectacle goavana izay iarahana amin'ny tarika JONHITO ny Komity mpikarakara ny faha 50 taona sy ireo mpampianatra am-perin'asa .Ny vola azo amin izany dia hanaovantsika ny ezaka tsangambaton' ny faha 50 sy fanatsarana ireo salles de classe izay mila fanamboarana .Tongava maro fa ny adidy vita faharinaretana ho azo eee.

Address

Mandialaza MORAMANGA
Moramanga
514

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fankalazana faha 50 taona CEG Mandialaza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category