Vente de film et séries , diverses logiciels et de formation présentiel ou en ligne.
13/09/2023
Salama aby. Betsaka ianareo no nanontany hoe taiza no nanjaitra ilay akanjo tamin'ny soratra dia ho zaraiko eto ary.
Ry zareo ao amin'ny Pejy Neo no nanjaitra ireo akanjo zaraiko aminareo amin'ny sary ireto. Koa raha misy fikasana hiara miasa Dia aza misalasala miantso n'a miresaka amin'ny mpanjaitra izay tsy Iza fa i Hny Aina ❤️. Manamboatra kapa sy kiraro vitæ amin'ny hiditra Malagasy koa ry zareo.
Laharana : +261 34 96 594 37 https://www.facebook.com/sortirdelamatrice
11/07/2023
Mbolatsara Jiaby😍
Izahay eto amin'ny OmniServe Solution Nosy Be Dzamanjar dia magnano service maro amin'ny sarany mora amin'izao fisokafanay izao 😱:
PROMOTION :
➡️10films + 3saison au choix 5.000ar
➡️25films + 6saison au choix 10.000ar😱
➡️Films et dessins animés 300ar/unité
➡️Séries & Drama 1500ar/saison
Atsimon'ny Bar Chris Kiasy Dzamanjar.
☎️ 0329757252 / 0345315985
Be the first to know and let us send you an email when OmniServe Solution Nosy Be posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.