12/08/2026
🥐 ASA MORA IDIRANA – SERVEUR(EUSE) PETIT‑DÉJEUNER (PARIS, FRANCE 🇫🇷)💰
⏰ Asa : 16h/semaine (Samedi sy Dimanche)
📋 Asa atao
✓Fandraisana mpanjifa amin’ny petit‑déjeuner
✓Fanomanana sy mise en place ny salle sy buffet
✓Service sy fanompoana amin’ny mpanjifa
✓Débarrassage sy fanadiovana latabatra sy toerana
✓Fandaminana salle sy espace travail
✓Fanajana normes HACCP sy sécurité alimentaire
✅ Profil ilaina
✓Olona dynamique sy souriante
✓Mahay mandray sy miatrika mpanjifa
✓Bien présentée, organisée, rigoureuse
✓Fahavononana hiasa ara‑batana mandritra ny service
🎁 Tombony / Avantages
🌟 Asa amin’ny hôtel international sy ambiance professionnelle
📈 Fahafahana mivoatra amin’ny sehatra hôtellerie‑restauration
👥 Ekipa sariaka sy fanohanana amin’ny formation interne
🤝 ASSISTANCE SY CONSEIL
Ny Cabinet d’Affaires ASG SARL Madagascar dia manome:
✅ Orientation professionnelle ho an’ny asa mora idirana.
✅ Fanampiana amin’ny immigration sy fanomanana taratasy.
✅ Conseil juridique sy fiarovana ny mpiasa.
✅ Accompagnement personnalisé amin’ny dingana rehetra.📑 Antontan-taratasy ilaina: Nom, Prénom, Adresse email, numéro, CV.
🌍 📲 WhatsApp : 0380453914
📧 Email : [email protected]
🔗 Facebook : ASG officiel
✓ STAT : 19644‑11‑2017‑0‑11759
✓ NIF : 1 103 488 170
✓ RCS : 2017 B 0857 Toamasina