Mpandrefy Tany Toliara

Mpandrefy Tany Toliara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mpandrefy Tany Toliara, Apartment & Condo Building, Toliary.

Manampy anao amn'ny fiarovana ny taninao;
β˜‘οΈFanamarinana ara-dalanaπŸ—‚οΈπŸ“‹πŸ”
β˜‘οΈFandrefesana sy fanajarinaπŸ“πŸ“πŸ”­
β˜‘οΈTorohevitra momba ny tany✨
πŸ“miasa manerana ny faritra Atsimo Andrefana
Antsoy raha mila fiarovana sy antoka ny taninao

05/07/2026

πŸŽ‰πŸ₯³ Arabaina AndrΓ©a Varotra Toliara! πŸ₯³πŸŽ‰

πŸ†βœ¨ Ianao no nahazo fandresena tamin'ny lalaontsika! 🎁🎊

πŸ‘πŸ‘ Arahabaina indrindra, ary misaotra tamin'ny fandraisanao anjara! ❀️😊

Asiantsika jeu vaovao am semaine ambonyπŸ’ͺ

05/07/2026

🚨 FANAMBARANA 🚨

πŸ”₯ Nisy DIMY (5) taminareo no nahazo rΓ©action tena betsaka, ary samy nilaza fa nisy nigafy. πŸ€”

Mba hiantohana ny rariny sy ny mangarahara dia:
πŸ“© Alefaso aminay amin'ny MP:
βœ… Ny porofo fa nanaraka ny fepetra rehetra napetraka ianareo.
βœ… Ny isan'ny rΓ©action marina azonareo. πŸ’¬

⏳ Anio hariva no havoakanay amin'ny fomba ofisialy ny anaran'ilay πŸ† mpandresy hahazo ny loka πŸ’΅ 50.000 Ariary! πŸŽ‰

πŸ™ Misaotra anareo rehetra nandray anjara, ary mirary soa ho an'ny rehetra! πŸ€

04/07/2026

04/07/2026

Tsy nisy tamin'ny ankamaroantsika no nanaraka ny fepetra amin'ny lalao.

βš–οΈFepetran’i lalao:
πŸ‘‰AbonnΓ© @ ny Page
πŸ‘‰Atao partage @ mur-nao publication toy
πŸ‘‰Atao partage @ groupe 5 publication toy
πŸ‘‰Mentioneo ny namanao 5 farafaha keliny
⚠️Tsy mety ny auto like❌

02/07/2026

🚨 IRETO NO FAMANTARANA LEHIBE AHAFANTARANA FA METY MISY "AUTOLIKES" : 🚨

1️⃣ πŸ“ˆ Fiakarana tampoka sy tsy ara-dalΓ na ny isan'ny rΓ©actions
➑️ Ohatra, niakatra avy amin'ny 20 ho lasa 𝟸00 ny rΓ©actions tao anatin'ny minitra πšŸπš’πšπšœπš’.

2️⃣ πŸ‘€ π™Ίπ™Ίπ™°π™Ύπ™½πšƒπšˆ π™Όπ™°π™Όπ™Ώπ™Έπ™°π™·π™Έπ™°π™·πšˆ 𝙽𝙾 π™Όπ™Έπ™°π™»π™°πšƒπšπ™°
➑️ Maro amin'ireo nanao rΓ©action no kaonty tsy dia misy sary πŸ–ΌοΈ, vitsy namana πŸ‘₯, vao noforonina πŸ†•, na manana anarana tsy mahazatra.

3️⃣ 🌍 Fiavian'ireo kaonty
➑️ Raha natao ho an'ny olona eto Madagasikara πŸ‡²πŸ‡¬ ny concours, nefa ny ankamaroan'ny rΓ©actions dia avy amin'ny kaonty vahiny 🌐 izay tsy mbola nifandray tamin'ny pejy, dia mampiahiahy izany.

4️⃣ πŸ’¬ πšƒπš‚πšˆ π™Όπ™Έπš‚πšˆ π™΅π™Έπ™΅π™°π™½π™΄πšπ™°πš‚π™΄πšπ™°π™½π™°
➑️ Betsaka ny rΓ©actions πŸ‘ azon'ilay commentaire, nefa vitsy na tsy misy mihitsy ny valin-kafatra (rΓ©ponses) πŸ’­ sy ny fifandraisana.

5️⃣ ⚠️ π™Ίπ™°π™Ύπ™½πšƒπšˆ π™Έπšπ™°πšˆ π™Έπ™·π™°π™½πšˆ 𝙽𝙾 π™Όπ™Έπ™°π™Ίπ™°πšƒπšπ™° 𝙱𝙴
➑️ Raha olona iray monja no mahazo rΓ©actions betsaka πŸ“Š ao anatin'ny fotoana fohy, nefa ny an'ny hafa miakatra tsikelikely sy ara-dalΓ na, dia mety ho famantarana ny fampiasana autolikes 🚫.

βœ… Ny tanjonay dia ny hitandro ny rariny sy ny mangarahara ho an'ny mpandray anjara rehetra. Mirary soa ho anareo rehetra! πŸ€

π‡πšπ¦πšπ«πšπ² 𝐳𝐨𝐦𝐚 𝐚𝐦 πŸπŸŽπ‡ 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦 π₯𝐚π₯πšπ¨π§π­π¬π’π€πšβ³βš–οΈFepetran’i lalao:πŸ‘‰AbonnΓ© @ ny PageπŸ‘‰Atao partage @ mur-nao publication toyπŸ‘‰At...
02/07/2026

π‡πšπ¦πšπ«πšπ² 𝐳𝐨𝐦𝐚 𝐚𝐦 πŸπŸŽπ‡ 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦 π₯𝐚π₯𝐚𝐨𝐧𝐭𝐬𝐒𝐀𝐚⏳

βš–οΈFepetran’i lalao:
πŸ‘‰AbonnΓ© @ ny Page
πŸ‘‰Atao partage @ mur-nao publication toy
πŸ‘‰Atao partage @ groupe 5 publication toy
πŸ‘‰Mentioneo ny namanao 5 farafaha keliny
⚠️Tsy mety ny auto like❌

❌𝐌𝐒π₯𝐚 𝐚𝐫𝐚𝐑𝐒𝐧𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐜𝐨𝐧𝐝𝐒𝐭𝐒𝐨𝐧𝐬 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐳𝐚𝐲 𝐯𝐚𝐨 𝐞́π₯𝐒𝐠𝐒𝐛π₯𝐞 𝐦𝐞𝐭𝐲 𝐑𝐚𝐑𝐚𝐳𝐨 𝐧𝐲 π₯𝐨𝐀𝐚 π’π¬π’π€πšπŸ’Ά

30/06/2026

π”Έπ•ž π•«π• π•žπ•’β³
π”Έπ•ž 𝟠 𝕠𝕣𝕒 π•’π•π•šπ•Ÿπ•’ π•₯π•’π•žπ•‘π•šπ•₯𝕣𝕒 π•Ÿπ•ͺ 𝕝𝕒𝕝𝕒𝕠π•₯π•€π•šπ•œπ•’βœ…
π•ƒπ•šπ•–π•Ÿ π•–π•Ÿ π•”π• π•žπ•žπ•–π•Ÿπ•₯π•’π•šπ•£π•–
πŸ‘‡

πŸ’Ά 𝕁𝔸𝕃𝔸 𝕍𝕀𝕋𝔸 𝔽𝔼𝕋𝕐 πŸ’Άβ€ΌοΈ50.000 ARIARY OMENA  BOJOβ€ΌοΈπ™»πšŠπš•πšŠπš˜ πšŠπš£πšŠπš‘πš˜πšŠ 𝟻𝟢. 𝟢𝟢𝟢 π™°πš› πš‹πšŽ πš£πšŠπš˜πŸ˜ƒ πŸ’―Valio ao amin’i commentaire hoe: Ino 𝚝𝚒 ...
27/06/2026

πŸ’Ά 𝕁𝔸𝕃𝔸 𝕍𝕀𝕋𝔸 𝔽𝔼𝕋𝕐 πŸ’Ά
‼️50.000 ARIARY OMENA BOJO‼️

π™»πšŠπš•πšŠπš˜ πšŠπš£πšŠπš‘πš˜πšŠ 𝟻𝟢. 𝟢𝟢𝟢 π™°πš› πš‹πšŽ πš£πšŠπš˜πŸ˜ƒ

πŸ’―Valio ao amin’i commentaire hoe:
Ino 𝚝𝚒 πšπšŠπš‘πšŠπš’πš£πšŠπš—πšŠπš˜ ny 𝚊𝚜𝚊 ny πŒππ€ππƒπ‘π„π…π˜ π“π€ππ˜ ?

Izay commentaire be rΓ©actions indrindra no mahazo 50.000Ar ioπŸ’Έ

βš–οΈFepetran’i lalao:
πŸ‘‰AbonnΓ© @ ny Page
πŸ‘‰Atao partage @ mur-nao publication toy
πŸ‘‰Atao partage @ groupe 5 publication toy
πŸ‘‰Mentioneo ny namanao 5 farafaha keliny
⚠️Tsy mety ny auto like❌

⏳Farany lalao: Zoma 03 Juillet 2026

18/06/2026

Famantarana sasantsasany mampiseho fa misy olana (Ady) ny tany iray.
Noho ny tsy fitandremana dia misy olona mividy tany misy olana ara-pitsarana nefa tsy fantany akory.

Indrisy anefa fa rehefa lasa loharanon'olana ilay tany vao mahatsiaro ireo famantarana efa hitany tany am-boalohany nefa tsyeho fa misy olana (ady) ny tany iray
Noho ny tsy fitandremana dia misy olona mividy tany misy olana ara-pitsarana nefa tsy noraharahiana.

Mba hanampiana anao hisoroka ny fandrika sasany dia zaraina aminao ireto famantarana tokony hampitandrina anao alohan'ny hividianana tany ireto:

🚨1- Mpivarotra manery anao hanafaingana ny fividianana
Mba hahatratrarana haingana ny tanjony dia mety hanery anao handoa vola haingana ny mpivarotra tany iray, amin'ny filazana tsy marina fa maro ny olona hafa liana amin'ilay tany.
Amin'izany fomba izany dia mety hividy tany ianao nefa tsy nanao fanamarinana sy tsy nieritreritra tsara ireo lafin-javatra manan-danja.

🚨2- Misy fototra fanorenana eo amin'ilay tany
Ny fototra fanorenana eo amin'ny tany dia tsy natao ho haingon-trano fotsiny. Indraindray dia famantarana fa efa nisy olona nibodo na nanana zo tamin'ilay toerana izany.
Aza mividy tany misy fototra fanorenana mihitsy raha tsy manontany sy manadihady amin'ny mpifanolo-bodirindrina.

🚨3- Misy trano efa simba na potika
Rehefa misy ady amin'ny tany iray dia mety hahitana trano noravana na simba eo amin'ilay toerana.
Mety hahita fototra na rindrina efa rava tanteraka koa ianao.
Noho izany dia zava-dehibe ny manamarina tsara ireny toerana ireny alohan'ny hividianana azy.

🚨4- Tsy mampiseho taratasy na antontan-taratasy ny mpivarotra, mitandrema tsara amin'ireo mpivarotra tsy mampiseho taratasy.
Aza matoky olona milaza fotsiny hoe izy no tompon-toerana na zokiny indrindra ao amin'ilay faritra nefa tsy manana porofo ara-dalΓ na.
Ny antontan-taratasy momba ny tany no tokony hianteherana fa tsy ny tenin'ny mpivarotra ihany.

🚨5- Mandà ny fidiran'ny mpandrefy tany (géomètre) ny mpivarotra
Mitandrema amin'ny mpivarotra tsy manaiky ny fidinan'ny mpandrefy tany hijery ilay toerana alohan'ny fivarotana.
Matetika, olona tsy manana zavatra afenina dia manaiky ny hanaovana fanamarinana ny mombamomba ilay tany.
Raha mitady fialan-tsiny maro ny mpivarotra na manery hanafaingana ny fivarotana tsy misy fanamarinana ara-teknika, dia mety ho famantarana fa tsy mazava ny momba ilay tany.
Ireo Γ ry no famantarana sasantsasany tokony hampitandrina anao.
Manantena izahay fa hanampy anao ity hafatra ity hisoroka araka izay azo atao ny ady momba ny tany.

Aza adino ny mizara izany mba hampahafantarana ireo akaiky anao, satria mety ilain'izy ireo izany.
Raha mila ny tolotr'olona mpandrefy tany (Géomètre) ianao dia vonona hanampy anao izahay

Tianay ho fantatra tsara ny filanareo mba hahafahanay manome tolotra sy fanohanana mifanaraka amin'izany. Ataovy comment...
07/06/2026

Tianay ho fantatra tsara ny filanareo mba hahafahanay manome tolotra sy fanohanana mifanaraka amin'izany.

Ataovy commentaire na MP

Address

Toliary
601

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpandrefy Tany Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share