06/08/2026
🏡 3️⃣0️⃣ m² fotsiny…
Azo atao tsara ao anatin'ny 30 m² au sol ny manana:
✨ Living & cuisine ouverte
🛏️ une chambre avec salle d'eau attenante
🚽 Toilette visiteurs
🧺 Buanderie
Ny tsiambaratelo dia mila manantona anay ☺️, ho havokanay ny plan d'architecture anao mifanaraka amin'ny filanao sy ny rindra Ary ny fenitra.
👉 Ohatra iray ity trano Kely iray eto Amin' ity sary ity. Merci Mme Hortensia natoky 🙏🙏🙏 ( Aleo fa tsy identifier-ko ☺️ )
📩 Dizen'Art – Conception • Construction