Bedictin Beni

Bedictin Beni 🏢🏡 Environnementaliste et expert en choix du matériau de construction pour la durabilité 📢 RAZA Bedictin

05/05/2026
19/04/2026
17/04/2026

Eh bro Zaho ngiaty “bad man” maditra ihany: nirevy ao amin’ny ghetto, Tia ady, nilefa cours, renvoyé tamin’ny lycée ka nifindra tany amin’ny privé… ary tsy faly Papa sy Mama very hevitra.

Fa nisy raha nitranga hafa2 tatỳ afara. Nisy namana vitsivitsy niditra tsikelikely teo amin’ny fiainako. Olo tsy mifankafahay irô, fa toa nitovy tanjona: ny hampiakatra za moramora. Isaky ny miresaka izy ireo dia misy foana zavatra mampieritreritra, nanova fomba fijery.

Rehefa tonga ny fotoana, dia niroso tsikelikely aho. Nisy dingana nodiavina, nisy sakana sy olana isaka mamindra, nefa isaky ny nisy izany dia nisy foana olona tonga hanampy, hanoro làlana hoe: “izao no tokony hataontsika.”
Nandroso ihany aho, na dia tsy mora aza ny lalana.

Ary indray andro koa, nisy iray tamin’izy ireo nilaza teny tsotra tamiko. Tsy teny mafy, tsy fanerena tsy nandresy lahatra… fa teny nitsotra avy amin’ny fo. Kanefa dia nandona ahy lalina, nampitomany ahy, ary nanova zavatra tao anatiko.

Ankehitriny anefa, mbola misy ilay maha “bad man” ao amiko. Mbola maditra ihany indraindray. Fa tsy ilay olona tia ady intsony aho. Tsy manaha amboarazana, Lasa tia fahitsiana, tia manampy namana, tsy mitady disadisa, tsy manenjika olo am meso, ary miezaka mitondra fahasambarana ho an’ny hafa.

Tsy tonga lafatra aho, fa natoky ny fandrosoako.

Tsapako izao fa misy Hery ambony manitsy ny lalako. Tsy kisendrasendra ireny olona rehetra ireny, fa ampahany amin’ny lalana tokony hizorako. Ary mino aho fa mbola lavitra ny dia miandry ahy.

Eto aho dia misaotra anareo rehetra teo amin’ny fiainako. Tsy nanambany, fa nampiakatra. Tsy nandao, fa nanoro làlana. Mino aho fa tsapanaro fa ianareo no lazaiko eto, matoky aho.

Enga anie ho maro koa ireo olona hahita namana tahaka anareo. 🙏😭
Tohizo ny dia. Na maditra aza ianao, mbola afaka miova, izay matonga ahy mizara izay tsapako. Ianareo namako no matsapa version fahiny.

🚨MOTRO🚨🔥💔AFO MAMAY AN'AMERICA 😢Nanomboka tamin'ny talata, 7 janoary 2025 ary hatramizao, dia mirehitra afo mahery vaika ...
09/01/2025

🚨MOTRO🚨
🔥💔AFO MAMAY AN'AMERICA 😢
Nanomboka tamin'ny talata, 7 janoary 2025 ary hatramizao, dia mirehitra afo mahery vaika ao HOLLYWOOD izay miteraka fahasimbana zavatra maro lehibe sy fatiantoka mampalahelo. 🚒💨 Maherin'ny 130 000 olona no voatery niala, ary manodidina ny 2 000 trano no efa simba. 🏠💔 Na dia ny sary malaza Hollywood aza dia ao anaty loza! 🌟😱

Ny manampahefana dia miasa mafy miaraka amin'ny helikoptera sy ekipa eny an-tanety mba handrindra ny toe-draharaha. 💪🚁✨ Ny fiarahamonina ao Los Angeles dia miatrika fanamby lehibe ary tsy maintsy mitandrina amin'ny fanarahana ny toromarika avy amin'ny manampahefana. 💖🙏🌈

‼️🎉👑H A P P Y  A N I V E R S A R Y🎊🎉‼️Fanjehy Mifegny ♥️🥰Une petite histoire dans le commentaire.
07/01/2025

‼️🎉👑H A P P Y A N I V E R S A R Y🎊🎉‼️

Fanjehy Mifegny ♥️🥰

Une petite histoire dans le commentaire.


🎊♥️BONNE ANNEE 2025♥️✨🥰En cette nouvelle année, préparons-nous à devenir grands, guidés par la sagesse et l'amour de Die...
06/01/2025

🎊♥️BONNE ANNEE 2025♥️✨

🥰En cette nouvelle année, préparons-nous à devenir grands, guidés par la sagesse et l'amour de Dieu. Peu importe les défis, Il nous éclaire sur notre chemin et nous soutient dans tous nos projets.

✨"L'Éternel dirige les pas de l'homme, et il prend plaisir à sa voie."* (Psaume 37:23)

🌈Que cette année soit riche en succès et bénédictions !

Avec mes vœux chaleureux,
@

SOFIA: TRES SATISFAITE DE LA QUALITÉ DE FORMATION DURANT LES 04 BEAUX JOURS, PLEIN D'ÉMOTIONS ET DÉCOUVERTE D'AMOUR.la s...
21/07/2024

SOFIA: TRES SATISFAITE DE LA QUALITÉ DE FORMATION DURANT LES 04 BEAUX JOURS, PLEIN D'ÉMOTIONS ET DÉCOUVERTE D'AMOUR.

la semaine derniere, beaucoup des jeunes de cette région ont activement participé à la formation "UBABALO WHOLE LIFE COCHING", animée par l'initiative de deux formateurs: Professeur Alain Moreno, enseignant international et Coach Ravaka et Ilaina, en partenariat avec la commune urbaine d'Antsohihy, Association Antenaigny, plateforme des jeunes, organisation régionale des droits de l'homme, Association ZTA et Observatoire de la Jeunesse.

À la fin de ce bootcamp, Le Maire et le Secrétaire Général de la commune Urbaine d'Antsohihy ont honoré la remise de certificat de ce BOOTCAMP du samedi, le 15 juillet 2024 dernier.

Enfin, ce moment de partage a été terminé par la Fondation de l'association Antenaigny de district d'Antsohihy, la visite de site Conservation "GANA FOTSY MASO", et le musée d'Anahidrano, un village où le Premier Président de la République venait.

Ainsi, les récipiendaire ou les bénéficiaires de cette formation ont volontairement exprimé leurs gratutides et leurs satisfactions pour avoir pu suivre cet atelier jusqu'à la fin et pour avoir reçu une nouvelle expérience qui facilite les prochains parcours.

Au point final, du côté des formés, ils ont promis qu'ils vont appliquer la nouvelle leçon acquise dans leur vie et dans leur communauté. Ils ont également souligné qu'il est obligé de restituer cette excellente formation dès qu'ils reviennent au sein de leur société et leur association respective.

JEUNES SOFIA
UBABALO WHOLE LIFE COCHING
VIFS REMERCIEMENTS POUR TOUT ✊

Que dieu bénisse Association "Antenaigny" 🤝

Ampafatariko antsika namana fa Indrindra ireo novice izay vao afaka Bacc ka mandranto fianarana ety aminy oniversite fa ...
26/03/2024

Ampafatariko antsika namana fa Indrindra ireo novice izay vao afaka Bacc ka mandranto fianarana ety aminy oniversite fa maro no tsy mahalala ny atao hoe: inona Marina moa ny atao hoe "Système LMD"?

NY LMD raha halavaina dia ny :
L: licence
M: Master
D: Doctorat
Ny licence Dia misy karazany Telo ny fizarany dia toy izao avy :
L1,L2 ary L3, Io ilay antsoina hoe 1ere année,2em année Ary 3em année raha téo aminy Ancien Système fa ny nouveau système dia io antsoina hoe LMD io.
Mahavita ny Telo taona L1,L2,L3 ianao izay vao mahazo ny diplôme antsoina hoe :"LICENCE".

Ny MASTER kosa dia misy karazany roa izay antsoina hoe :
Master 1 (M1) sy Master 2 (M2)
Ny master dia vitaina ao Anatiny roa taona aoriany fahazahoana Licence.
Vita ny M1 sy M2 izay vao mahazo ny diplôme antsoina hoe : "MASTER"
Tsara ho marihina fa ny Master 1 s Master 2 dia tsy diplôme fa dingana andalovana hahazahoana an'ilay diplôme " MASTER".
Fa raha toa ka nahavita M1 ianao ka afaka M2 dia tsy mahazo diplôme fa ATTESTATION na koa hoe CERTIFICAT DE RÉUSSITE no azonao.
Mety gaga isika hoe fa nakaiza ny "MAÎTRISE".Ny Maîtrise dia équivalent
MASTER 1,Izany hoe :Efa nofoanana ny Maîtrise ato aminy nouveau système (LMD) fa Io Master 1 Io no mitovy aminy fa Saingy ato aminy nouveau système izy dia tsy diplôme fa Arakany nolaziko EO ambony hoe : "ATTESTATION ". Ary Io diplôme azo (MASTER ) rehefa mahavita M1 sy M2 Io dia mifono ao ny Maîtrise sy D.E.A satria mahavita 4em année ianao mahazo diplôme Maîtrise ary raha mahavita 5em année dia mahazo diplôme D.E.A raha ny ancien système no jerena sy fantarina,fa raha atao calcul Dia Maîtrise+D.E.A=MASTER Io ilay diplôme nouveau système.

NY DOCTORAT kosa dia mizara Telo:
1ere année en Thèse
2em année en Thèse
3em année en Thèse
Feno ireo fepetra ireo izay vao afaka manao soutenance Doctorat arakany tokony ho izy.

"HIndrana par Dero"

Address

Ambanja

Telephone

+261328831000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bedictin Beni posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bedictin Beni:

Share