23/06/2021
Miarahaba antsika rehetra namana ato.馃憢馃憢馃憢馃憢
Mahasoa antsika rehetra ,indrindra isika izay mikasa hanorina trano ety AMBOHIDRATRIMO ,IVATO sy ny manodidina ity.
Izahay dia mivarotra ireto entana ireto amin'ny vidiny tena mirary(Fasika ,Biriky,Vato ,Vatokely sns ....) ka ireto manaraka ireto ary ny vidiny :
VATO:_450 ar/pc(Ivato sy ny manodidina)
_430ar/pc(Talatamaty sy ny manodidina)
_410ar/pc(Ambohidratrimo sy ny manodidina)
FASIKA 4m3:_160 000ar(Ivato sns.....)
_150 000ar(Talatamaty sns .....)
_140 000 ar(Ambohidratrimo sns.....)
VATOKELY 4m3:_320 000ar (Ivato sns...)
_300 000ar (Talatamaty sns...)
_280 000ar (Ambohidratrimo sns......)
BIRIKY :_120ar/pc (Ivato sns.....)
_110ar/pc(Talatamaty sns....)
_100ar/pc(Ambohidratrimo sns .....)
Ireo aloha no azo ifampizarana fa mbola ho avy manaraka eto ihany ny Ciment sy Fer .
Raha anao commande dia antsoy ny Num:034 36 788 28( Mme Zoly) na Mp.
Dia mirary soa ho antsika rehetra!!!!
Mahavita soa izay eo ampanaovana ary tanteraha ny nofy2 n'izay vao mikasa hanorina.
Mankasitraka Tompoko馃憣馃憣馃憣