02/07/2024
Efa manonofy ilay trano ho hipetrahanareo mianakavy kely ve ianareo roa?👩❤️👨
Tany aloha vidiana ato aminay mande fa aza maka lavitra🥰
ISAHAFA LAZAINA no misy azy
🌍 Accès voiture (15 min miala arrêt bus lazaina)
🌍 Akaikin'ny pôto ny Jirama
🌍 Titre en main, triple accès
🌍 600 m2
Manantona anay ety MADERA NAMONTANA
na antsoy ny
☎️ 034 50 591 64 / 038 58 286 36
📬 [email protected]
Raha mila fanazavana misimisy kokoa ianareo