Immo TANA

Immo TANA Maison à louer,

Miarahaba !Ity indray ary ny trano.Lieu : Ambanidia akaikin'ny UCMMisy toerana asiana fiara.Efitra 3:Living room + 2 cha...
17/08/2020

Miarahaba !
Ity indray ary ny trano.
Lieu : Ambanidia akaikin'ny UCM
Misy toerana asiana fiara.
Efitra 3:
Living room + 2 chambres
Do**he + WC anatiny

Hofany : 800 000Ar

Salama daholo e!Ity ary misy trano ampanofaina mety be aminao Io.Milamina tsara, Tongan'ny fiara sy moto TOERANA : Masin...
18/02/2020

Salama daholo e!
Ity ary misy trano ampanofaina mety be aminao Io.
Milamina tsara, Tongan'ny fiara sy moto
TOERANA : Masinandriana - Terminus bus 183
JIRO : Mitokana
RANO : Akaiky pompe tsara ( Fa na izany ary efa nampiditra rano Jirama Ka fotoana sisa no andrasana )
EFITRA : Telo be izao (3)
WC sy do**he : ANATINY

Mety aminao ity trano ity. Ny HOFANY antonony tsara 300 000Ar.

17/02/2020

Miarahaba tompoko !
Tohizao ny tombotsoa ho azonao raha manofa ny trano atolotray :
- Raisinay antanana ny fandoavana 25% ny "Frais de déménagement"
Rm: raha entana antonina tombilina 3CV
-Homenay olona hanampy amin'ny fandaminina sy ny fibatana entana

Manantena fa hitondra soa ho anao ny fisianay.
Mirary soa antsika rehetra.

Ny anjaranareo :
- Droit de visite 5 000Ar
- Caution : 50%

04/02/2020

Manana trano hampanofaina eto Antananarivo sy ny manodidina ve ianao?

Ny orinasa Immo TANA dia vonona hanampy anao amin'ny fitadiavana mpanofa trano.(+Cadeau surprise avy aty aminay)

Tsy misy vola aloha.

Mp raha mila fanazavana fanampiny.

Address

Ambanidia

Telephone

+261347748167

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Immo TANA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category