09/09/2026
Alefako eto ity sary ity hanehoana fa tsara ary tsy menamitahy aminy asa hafa ny asa Vy πkoa ho anlisany zandrikely the hisehatra amimn'io asa io dia mila ezaka izany, mila fandavatena sy fanetretena fa aza variana Manisa ny vola kirakirainy mpampianatra fa manaova dΓ©fi mba ahatratra ny tanjona. Ny tena boto dia mandany fotoana, niaritra ady sy kihana isankarazany ary koa mandany vola vao nahaleo tena tanteraka .
Fehezo tsara ny asa ary aza menatra maka tahaka fa izany no ahaizana mamorona ary io fahaizana io no amidy.
Samoa ho tonga aminy tanjona Irina avy ry zandry ary ataovy antsaina fona fa mila miaritra vao rΓ΄le ππͺπͺπͺ