17/09/2026
Indraindray, tsy ny tsy fahafahana no mamono nofy, fa ny teny ratsinâolona ampidirintsika ao an-tsaina.
Raha mbola ianao no mino ny nofinao, aza avela ny fisalasalanâny hafa hanoratra ny fiafaranâny tantaranao.
Ataovy nofinao fa tsisy olona hanao izany aminao âș
Efa nisy fotoagna ve anao io efa nandalo fanakiviana otran'izany nefa tsy nihemotra? De inona no nataonao?