26/07/2025
✨ 𝐄𝐬𝐩𝐚𝐜𝐞 𝐂𝐫𝐨𝐬𝐬 𝐆𝐚𝐫𝐝𝐞𝐧✨
dia faly nandray vodiondry androany! 👰🤵
Mirary fahasambarana sy fitahiana ho an’ilay mpivady vaovao! 💍🎉
Raha mitady toerana mendrika sy mahafinaritra hanaovana ny lanonam-piainanareo, dia tongava ao amin’ny Espace Cross Garden — toerana tonga lafatra ho an’ny andro manokana eo amin’ny fiainanareo. 🌿💒
📩 Mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny!
𝗖𝗼𝗻𝘁𝗮𝗰𝘁 :
0386066560 / 0344631345 ☎️