TANY MORA IMMO 105

TANY MORA IMMO 105 Trano sy harena no lova avy @ Ray

11/04/2026

Trano amidy MAIKA VOLA ,
Akaiky ville , access moto . Efa misy trano roa(2) .
Alefa mora: 96 millions ariary (480millions fmg) MIADY VAROTRA.
Lieu: Ambohidratrimo
Tel:0344870964

21/01/2026

Misy trano roa (2) eo Ambotsiroa Ambohidratrimo .
Tena maika vola ny tompony.
Prix : 480 millions fmg fotsiny a débattre.
Tél : 0344870964

Tany amidy Alasora , titré & borné, à 5mn Commune, 570m2, prix 45million ariary , eau & électricité à proximité, superbe...
18/09/2025

Tany amidy Alasora , titré & borné, à 5mn Commune, 570m2, prix 45million ariary , eau & électricité à proximité, superbe vue. Terrassement 2niveaux + accès route en cours de finition.
Tel 034 11 103 33.

Ho anao te hamboly. Mety aminao ity.Tsy Dia lavitra n'y ville.  Tanim-bary,tanim-boly, afaka atao dobo-trondro,tanety am...
22/07/2025

Ho anao te hamboly. Mety aminao ity.Tsy Dia lavitra n'y ville. Tanim-bary,tanim-boly, afaka atao dobo-trondro,tanety amidy Ampanitokana,RN4,
Prix : 9500Ar ny m2, karan-tany ny dossiers.
200m Miala ny RN4
Misy 14600m2.
Tél ; 034 48 709 64

Tany amidy maika🌐 Ambohimalaza RN2450 m miala route nationale (RN2), accès camion. 1800 m2 titré et borné, morcelable ,a...
10/06/2025

Tany amidy maika
🌐 Ambohimalaza RN2
450 m miala route nationale (RN2), accès camion. 1800 m2 titré et borné, morcelable ,akaiky jiro.tonga dia mety anorenana
🛑 Urgent
Prix:80.000ar /m2 (à débattre)
Tel : 034 40 421 28
Tonga Dia miresaka @ Tompony ianao.

Tany amidy maika🌐 Ambohimalaza. 450 m miala route principale,1800 m2 titré et borné, morcelable ,akaiky jiro.tonga dia m...
10/06/2025

Tany amidy maika
🌐 Ambohimalaza.
450 m miala route principale,1800 m2 titré et borné, morcelable ,akaiky jiro.tonga dia mety anorenana
🛑 Urgent
Prix:80.000ar (à débattre)
Tel : 034 40 421 28

450 ariary ny m2 Ho , anao te hiompy sy hamboly , te hanana tany miataka ny renivohitra ity mis tanety sy tanimbary ary ...
03/01/2025

450 ariary ny m2 Ho , anao te hiompy sy hamboly , te hanana tany miataka ny renivohitra ity mis tanety sy tanimbary ary dobo-trondro miisa 5 ef mis zanakazo miis eo am 300 fototra ,paiso ,café , manga, poma , 30ha, 140km miala tana,mitsofoka 2km mitsofoka RN4,tafiditra fiara kely ef vita kara-tany ef Boky aradalana ao am birao ifotony am fananantany , ( afak maka plus anio 30 ha jusqu' à 80 ha) , afak anaovana projet tsara ( morcelable par 10ha et plus )
Tel 0344870964

Araraoty fa cadeaux faran taona ts mis otran ity ,10 000 ariary m2 am tany ef titre borne ef Boky , 9000m2  habean tany ...
11/12/2024

Araraoty fa cadeaux faran taona ts mis otran ity ,10 000 ariary m2 am tany ef titre borne ef Boky , 9000m2 habean tany , tompony directe fa ts mis mpanera , eo Alakamisy Ambohidratrimo eny Ambohitsimeloka , 2,5 km miala ny route nationale , lalana pavé mandeh any , tafiditra camion semi , ef mis courant force eo am le tany , ef mis bajaj mitatitra eo antoerana makaty alakamis ambohidratrimo , belle vue , tany plat tsara , mety atao orinasa na hiompiana na atao espace , sns
Tel 0343364137

Terrain à vendre eto Alakamis ambohidratrimo -,700m2,  acces voiture ,,titre borné prix fixe:80000ar n'y m2-1000m2 , bor...
09/11/2024

Terrain à vendre eto Alakamis ambohidratrimo
-,700m2, acces voiture ,,titre borné prix fixe:80000ar n'y m2
-1000m2 , bord de route nationale Rn4 ,mety hanaovana activités , cadastre papier prix 150 000 ar m2
-1400m2 , ef clôture en dure , vavahady vy , titre borne accès voiture prix 150 000 ar m2
- villa basse , 200m2 , 3 chambre + grand living , WC sy do**he anatiny ef mis jiro sy rano,, mifefy tamboho en dure
Prix 700 millions de fmg
Tel 0344870964

Terrain à vendre , Ambohidratrimo sy ny manodidinaAntohibe ambohidratrimo *1000m2 , titre borne, accès voiture ,akaiky j...
05/11/2024

Terrain à vendre , Ambohidratrimo sy ny manodidina
Antohibe ambohidratrimo
*1000m2 , titre borne, accès voiture ,akaiky jiro, terrain plat tong de azo hanorenana prix 70 000 ar m2
*1600m2 , titre borne, accès voiture , plat tong de azo hanorenana , akaiky jiro ,prix 75000ar ny m2
Ambovo Ambohidratrimo
*1200m2 ,cadastre papier ,double accès , plat tong de azo hanorenana prix 55000ar ny m2
Ambatolampy tsimahafotsy
*900m2 , amorondrano , villa daholo ny manodidina ,accès voiture , papier Solapangady prix 160 000 ar ny m2
Ambohidratrimo
* 3000 m2 titre borne bord de route nationale ambohidratrimo , mety hanaovana activités tsara mety asiana camion , prix 90 000 ar ny m2
*6000 m2 , bord de route lalambaovao , orinasa no eo akaikiny ,titre borne , prix 130 000 ar ny m2
*1500m2 , bord de route lalambaovao ,ts lavitra ny tetezana ambohitrimanjaka , cadastre ny papier prix 85000 ar ny m2
Alakamis ambohidratrimo
*1000 m2 , titre borne accès voiture ,akaiky jiro sy rano,plat tong de azo hanorenana prix 105000ar ny m2

Mbol mis maromaro afak isafidianana ka mahalian anao de mp ny sary na tong de miantso ny 0346816857 ra Mila fanazavana fanampiny na hijery mivantana , mankasitrak indrindra tompoko

Address

Ambohidratrimo
Antananarivo
105

Telephone

+261346819429

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TANY MORA IMMO 105 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category