Paves Rambalo

Paves Rambalo Pavé autobloquant, livré et posé

Milamina 😃 sy madio 🥰 tsara ny tokotanim-piangonana 🤌🏽😍😍😍
05/07/2026

Milamina 😃 sy madio 🥰 tsara ny tokotanim-piangonana 🤌🏽😍😍😍

Salama daholo , Elaela kely tsy nifampitafa .....👉Sary vitsivitsy chantier vita taloha ...😁👉Samia mankafy ary dia☎️ Rova...
05/07/2026

Salama daholo ,
Elaela kely tsy nifampitafa .....
👉Sary vitsivitsy chantier vita taloha ...😁
👉Samia mankafy ary dia
☎️ Rova Rambalo
034.75.422.81
📞 Whats app : 0347542281
Paves Rambalo 💵💵50.000 ar/m2 mandray vita toy ny amin'ny sary .
👍💪 Mafy mateza 20 taona nisiana

Salama daholo , 👉Aty indray aloha ny maso 👀 Tao Itaosy Unis ilay toerana 😁Tsy voatery hoe hexagonal  foana anie oa ny pa...
14/06/2026

Salama daholo ,
👉Aty indray aloha ny maso 👀
Tao Itaosy Unis ilay toerana 😁
Tsy voatery hoe hexagonal foana anie oa ny paves autobloquant ataon'ny Paves Rambalo eeeee 😅
Teto zao dia natao ilay rectangle 😁....
Samy manana ny tiany fa raha vao trano somary carré ilay trano dia izay no tena mety aminy 👍
Eto dia misaotra ilay couple mahafinaritra be nahatoky anay 🙏
👉Mahazaka camion eeeee io ny sary 😁
Mahaiza mankafy dia aza adino ny
☎️☎️☎️ Rova Rambalo
0347542281
Ny vidiny tsy miova 50.000 ar /m2 💵💵💵 mandray vita toy ny amin'ny sary

Salama daholo , Io ary ny sary chantier tany Ambatomaro , 🌹Sary 1 :Avant 🫢Sary 2 : Gemini 😁Sary 3 : Paves autobloquant n...
05/06/2026

Salama daholo ,
Io ary ny sary chantier tany Ambatomaro , 🌹
Sary 1 :Avant 🫢
Sary 2 : Gemini 😁
Sary 3 : Paves autobloquant nataon'i Paves Rambalo 👍
Eo samy mijery ary .😀
👉👉👉Vidiny tsy miova 50.000 ar /m2 💵💵
Misaotra ilay Madama mahafinaritra nahatoky anay 🙏
👉Dia ianareo sisa no endrasana .
Raha te ho afa po ihany koa dia ....
Rova Rambalo
☎️☎️0347542281

Salama daholo , 👉Fantatrareo ve fa efa ho 20 taona mahery izay no nijorPaves Rambalo .📢📣Matoa izahay mbola eto dia ianar...
25/05/2026

Salama daholo ,
👉Fantatrareo ve fa efa ho 20 taona mahery izay no nijorPaves Rambalo .📢📣
Matoa izahay mbola eto dia ianareo .
Ny asa rehetra ataonay dia toy ireo sary rehetra alefanay isan'andro eto .
Ny vidiny oatran'ny kalitao omenay anareo satria azo antoka fa ho afa po ianareo .
Mahazaka kamion io tsy misy hoe vaky na potika .
Efa nanao modely hafa fa ny azony antoka indrindra aloha dia
🇲🇬 pavés autobloquants 🇲🇬
👍👉🏽👉🏽Hexagonal 🫰🏽🤌🏽💪🏽
👍👉🏽👉🏽Demi lune 🫰🏽🤌🏽💪🏽
👍👉🏽👉🏽Rectangle 🫰🏽🤌🏽💪🏽
⭐Aza miala halavitra ny pejy fa hiezaka izahay hampafantatra anareo bebe kokoa anareo ny Paves Rambalo
☎️📞Rova Rambalo 📞☎️
034 75 422 81
Prix m2 ....
🎉🎉🎉50.000 ar 🛻livré 👷🏽posé 🎉🎉🎉
Devis vita eo no eo 😀😃
Zay ary !

Salama daholo , Sary 1 paves Rambalo Sary 2 paves ???👉 mitady zavatra tsara  ve ? 👉 Te ho afam- po ?👉Jereo ny sary dia a...
22/05/2026

Salama daholo ,
Sary 1 paves Rambalo
Sary 2 paves ???
👉 mitady zavatra tsara ve ?
👉 Te ho afam- po ?
👉Jereo ny sary dia alefaso ny mp na miantso avy hatrany .
👉Asa vetivety dia vita sy tsara kalitao .
Ny vidiny tsy miova
50.000 ar / m2
Rova Rambalo
0347542281

Salama daholo.Toy izao 😀 ilay tokotany🇲🇬 rehefa vita Pavés autobloquants RAMBALO, chantier efa taona maromaro, tsy miova...
19/05/2026

Salama daholo.

Toy izao 😀 ilay tokotany🇲🇬 rehefa vita Pavés autobloquants RAMBALO, chantier efa taona maromaro, tsy miova. Tsara eh, tena tsara.

08/05/2026
29/04/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Elisandy Andriamasinoro, Marie Josée Gaetan

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261347542281

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Paves Rambalo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category