05/05/2026
Tena ombako mintsy kosa ty Pub ty fa mafy anie ry zareo le mitatata mba mitady vola kely fa tsy hoe live dia tsy asa fa tena asa e!fa mba oka re le gafy sy jp werawera fa mba matotra re tompoko oh!!🙏
Mba fanontaniana kely fotsiny‼️
fa maninona zany nareo mifandrombaka manao Jp dia vita ny live dia ajanona ilay izy fa tsy ampy ny Vola?
tena mba reraka anie ki zah eee, aina anie ki ny manao an'io live io eh, efa mba tena miaritra satria mila mitady vola "Surtout surtout" amin'izao !! dia tsy taitra akory nefa nareo manajanona an'ilay izy fa hoe tsy ampy ny vola, dia naninona zany no nanao Jp raha tsy ampy ny volandri? tena mba aza manao ain'olona ohatran'izany aki ahhh tena fotana ee , mba vehivavy ihany
izaho efa tsy misy manampy intsony, efa miady rery, b***e 1 ihany sisa no vitako .. prix efa atao izay angalanareo azy .. dia zany aveo ny ataonareo 😞
be dia be ny mp ato efa ho 5 manajanona.. ny 2eme Jp zany tsy solution intsony amin'izao fa sois izy efa nahazo hafa tao sois izy tsy hita intsony ..
ampitiavana be no itenenako hoe rehefa mbola tsy vonona ny vola na mbola any aman'olona , na tsy androh ilay jp dia aleo mba mijery fotsiny fa tsy olana anie zany eh , toizay manafintohana olona ohatran'izany 🥺