28/04/2023
Trano ahofa eny Itaosy Unis🌆🌈
🌿50 000ar miaraka amin'ny tohatra
🌿40 000 ar tsy misy tohatra.
❤️Caution : hofatrano 5 taona.
🧡Commission mpanera : hofatrano 2,5 taona.
💛Droit de visite : hofatrano 1volana.
💚W.C tsisy fa misy Taxi W.C tsy lavitra ny trano.
💙Jiro efa mora be zao labozia.
💜Securité : Ny tany efa tsy milamina fa raha mila securité enao dia manakarama securité iandry eo akaikin tohatra.
🤎Aleo mba izay tena matotra ihany no mijery an ilay trano.
🖤Tsy asina tatasika
Wera wera tsy maintsy mandeh.