Terrain à vendre

Terrain à vendre Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Terrain à vendre, Real Estate, Antananarivo.

https://www.facebook.com/100063569276715/posts/1424414353020860/
10/11/2025

https://www.facebook.com/100063569276715/posts/1424414353020860/

FAMPAHAFANTARANA

Ho an'ireo rehetra maka taratasy fanamarinana fananantany sy saritany nomerika amin'ny alalan'ny Distributeur Automatique d'Information (DAI) eny amin'ireo Sampandraharahan'ny Fananantany sy Fandrefesantany, dia toy izao no saran’ny asa mifandraika amin’izany.


****************************************************************

AVIS AU PUBLIC
Pour les usagers sollicitant un certificat de situation juridique ou un plan numérisé via le Distributeur Automatique d’Information (DAI), auprès des Circonscriptions foncières, les tarifs applicables sont fixés comme suit.

PS: demande CNSJ et PIN à la minute

https://www.facebook.com/100085332965608/posts/621748250679602/?app=fbl
29/03/2025

https://www.facebook.com/100085332965608/posts/621748250679602/?app=fbl

🏵️👉Samy Manana ny asa iandraiketany ny🇲🇬 DDPF
(Directions des domaines et de la propriété Foncière) sy ny🇲🇬 DST na CIRTOPO
(circonscription TOPOGRAPHIQUE ).
Ho fanampiana ny mpiara belona dia ireto ary misy torolalana vitsivitsy avy aty aminay ahafahanao mahita ny làlana tokony hizoranao:

🇲🇬Ny DDPF Directions des Domaines et de la propriété Foncière dia misahana ireto asa manaraka ireto:
🏵️👉Fangatahana tanim'panjakana, famadihana ho Titra ny KADASITRA Na KARATANY, Fanamarinana Fananan'Tany, famafana vesatra, famafana antoka, PRENOTATION, fanoratana antom-bola, Mutation par DONATION, mutation par décès, Mutation par vente, mutation par échange, Mutation par Partage, Mutation par Partage Judiciaire, resaka servitude de passage sns....maro be
🇲🇬 Ny DST/ CIRTOPO kosa Dia misahana ireto asa manaraka ireto:
🏵️👉 Fangatahana sarintany, coordonnées LABORDE, travaux de repérage, demande de certification conforme, plan ou état parcellaire, établissement d'un plan irrégulier, Travaux de bornage, rétablissement des bornes ou des limites, Mise à jour de plans, travaux de Morcellement, découpage, partage, projet de traçage d'une servitude de passage, levé de plan d'ensemble, sns marobe tsy ho voatanisa.....
Anjaranao sisa no misafidy izay sampana ho alehanao 👍👏.

Raha Mila fanampiana Sy FANAZAVANA Manokana kosa dia afakà mandefa Mp TOMPOKO.
Agence Soleil immobilier Madagascar ASIM 0343263458

https://www.facebook.com/61573152583732/posts/122110165874771752/?app=fbl
06/03/2025

https://www.facebook.com/61573152583732/posts/122110165874771752/?app=fbl

Français

Dans le cadre de nos démarches administratives, il est essentiel de bien se préparer. Cette page est dédiée à vous aider à comprendre les documents requis, les droits à payer, ainsi que des conseils pratiques concernant six bureaux administratifs clés.

En vous familiarisant avec ces éléments, vous pourrez naviguer plus facilement dans le système administratif. N’hésitez pas à consulter régulièrement cette page pour des mises à jour et des informations supplémentaires. Suivez nos recommandations pour garantir une expérience administrative fluide et efficace.

Malagasy

Amin'ny fanatanterahana ny dingana ara-panjakana, zava-dehibe ny fahavononana. Ity pejy ity dia natokana hanampy anao hahatakatra ny antontan-taratasy ilaina, ny hetra tokony haloanao, ary ny torohevitra momba ny birao administrativy enina lehibe.

Amin'ny fahaizana ireo singa ireo, afaka mivezivezy mora kokoa ao amin'ny rafitra ara-panjakana ianao. Aza misalasala mijery ity pejy ity matetika ho an'ny fanavaozam-baovao sy ny fampahalalana fanampiny. Araho ny torohevitray ho an'ny traikefa ara-panjakana milamina sy mahomby.

https://www.facebook.com/100085332965608/posts/606086612245766/
02/03/2025

https://www.facebook.com/100085332965608/posts/606086612245766/

❗❗𝗜𝗩𝗔𝗡𝗗𝗥𝗬 : 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢 𝗟𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 𝗜𝗥𝗔𝗬 𝗡𝗢𝗚𝗜𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗛𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗙𝗜𝗗𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗛𝗔𝗟𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗔𝗡𝗬
♦️Tambazotra mpangalatra tany hafa indray saron'ny . Delegen'ny boriboritany, mpiraikidrahara ( ), mpandrefy tany mpahay raha, mpanelanelana maro no tafiditra anatin'ity raharaha ity.
♦️Toerana be mpitady no lasibatr''izy ireo. Hanaovana taratasy sandoka ary lazaina fa efa telopolo taona lasa no vita. Soratana amin'ny kaominina akaiky. Soratana amin'olona hafa mitentina hatrany amin'ny 10 tapitrisa ariary. Amidy amin'ny vahiny 2 miliara ariary avy eo amin'ny alalan'ny mpiraikidrahara (notaire).
♦️Olona 12 no voarohirohy. Notanana am-ponja vonjimaika ilay olona nanoratana ny tany sy ilay ivotoerana mpivarotra tany (agence immobilière).
♦️Nahazo fahafahana vonjimaika ny ambiny.
Efa ilay tranobe ny 20 janoary 2025 teo.

Source: TV PLUS INFOS

https://www.facebook.com/100063569276715/posts/1172746691520962/
30/01/2025

https://www.facebook.com/100063569276715/posts/1172746691520962/

NY SAHAN’ASA SY ANDRAIKITRY NY SAMPANDRAHARAHAN’NY FANDREFESANTANY

📺 Ny tsara ho fantatra rehetra mahakasika ny Fandrefesan-tany no harahintsika ao amin’ny TVM- Ahitatsika ireo andraikitra sy ny vina 2025

🕣 ny alakamisy 30 janoary amin’ny 8.30 alina

✅miaraka amin’Andriamatoa Ramasimbamalaza José, Talen’ny Sampandraharahan’ny Fandrefesantany

👉🏻Fananan-tany, fanoitra ho amin’ny fampandrosoana

https://www.facebook.com/100064662702845/posts/721350263363724/
07/10/2023

https://www.facebook.com/100064662702845/posts/721350263363724/

📘Antony iray anisan’ny mitarika sy mampiroborobo ny kolikoly eo amin’ny sehatry ny fananan-tany ny mbola tsy fahafantarana na koa ny tsy fifehezan’ny olompirenena ireo fitsipika sy karazan-dalàna mifehy ny fikarakarana ireo antontaratasin-tany eny anivon’ireo sampandraharaha maro samihafa misahana ny fananan-tany.

📘Natao ity boky torolanana ity arak’izany, mba hanampiana ny olompirenena tsy ankanavaka ny amin’ireo dingana sy antotan-taratasin-tany ilaina, ahafahany miaro ny zony amin’ny taniny amin’ireo fomba fikarakarana maro samihafa izay lazain’ny Didy aman-dalàna manankery.

✅Izao vokatra izao dia fanavaozana izay efa voarakitra ary fanampiana ireo izay mbola tsy voalaza tao amin’ny “Boky torolalana momba ny fananan-tany” andiany voalohany,natonta tamin’ny taona 2018.

🔗Azo alaina amin'ity rohy ity io torolalana io : https://bit.ly/Landguide

Address

Antananarivo

Telephone

+261327673905

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Terrain à vendre posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category