Terrain prestige mada

Terrain prestige mada ✍️Ny nofinofinao atomboka amin'ny tany tsara🫵

🏡 TERRAIN TITRÉ BORNÉ AMBOLOKANDRINA – ANDRANOVORY 🏡Mitady toerana tsara hanorenana trano sa hanaovana investissement?✅ ...
11/09/2026

🏡 TERRAIN TITRÉ BORNÉ AMBOLOKANDRINA – ANDRANOVORY 🏡

Mitady toerana tsara hanorenana trano sa hanaovana investissement?

✅ Terrain accessible ✅ Titré et borné ✅ Quartier calme sy sécurisé ✅ Eau sy électricité efa eo an-toerana ✅ Un seul signataire

📏 Velarana misy: • 400 m² • 340 m² • 367 m²

🔴 Efa misy lots vendus 🟠 Mbola misy lots disponibles

📞 Raha mila fanazavana fanampiny na visite de terrain: 034 86 621 60

⚠️ Aza miandry ho lany ny toerana tsara indrindra. Antsoy dieny izao!

🏡 TERRAIN À VENDRE – IAVOLOHA Situé dans un quartier résidentiel calme et recherché, cette magnifique propriété de 6467 ...
04/08/2026

🏡 TERRAIN À VENDRE – IAVOLOHA

Situé dans un quartier résidentiel calme et recherché, cette magnifique propriété de 6467 m² à Iavoloha offre un cadre idéal pour une résidence principale ou une activité.

✨ Caractéristiques du terrain :

• Superficie : 6467 m²
• Deux maisons sur le terrain dont une plus petite
• Terrain plat, une partie goudronnée (sur la terrain de 1342 m²)
• Terrain légèrement en pente, arboré avec de beaux sapins apportant charme et intimité (sur le terrain de 1600 m²)
• Clôture déjà en place
• JIRAMA à proximité
• Accès et portail privés
• ⁠PK15
• Bon voisinage
• Vue panoramique exceptionnelle
• Quartier résidentiel paisible et verdoyant
• Accès facile avec 3 itinéraires :
— Vers Ambohijanaka
— Vers Resto Gasy
— Vers Pagode et Espace Salohy
• Idéal pour un projet résidentiel haut de gamme

📍 Un emplacement privilégié à Iavoloha, parfait pour profiter d’un cadre de vie serein, naturel et sécurisé.

💰 Prix : à discuter

📩 Contactez-nous pour plus d’informations ou pour organiser une visite.

‎TANY AMIDY ETO AMBATOMIRAHAVAVY 🏡‎Mitady tany azo antoka, tsara toerana ary vonona hanorenana ve ianao?‎Ity no safidy m...
20/07/2026

‎TANY AMIDY ETO AMBATOMIRAHAVAVY 🏡
‎Mitady tany azo antoka, tsara toerana ary vonona hanorenana ve ianao?
‎Ity no safidy mety ho anao!
‎📍 Toerana: Ambatomirahavavy
‎📐 Velarantany: 1 027 m²
‎Tombony azo amin'ity tany ity : ✔️ Tany misy titra sy voafaritra ara-dalàna (borné)
‎✔️ Un seul signataire
‎✔️ Efa misy fefy
‎✔️ 800 metatra monja miala ny arabe lehibe
‎✔️ Miditra fiara hatrany amin'ny tany
‎✔️ Efa akaiky ny jiro
‎✔️ Mora ahazoana rano amin'ny lavadrano
‎🏠 Tena mety hanaovana: • Trano fonenana
‎Prix : 60.000.000 ar
‎• Na fampiasam-bola maharitra
‎📞 Aza misalasala miantso 0386411134 na mandefa hafatra raha mila fanazavana fanampiny na te hitsidika ny toerana

🏡 TERRAIN TITRÉ BORNÉ AMBOLOKANDRINA – ANDRANOVORY 🏡Mitady toerana tsara hanorenana trano sa hanaovana investissement?✅ ...
08/06/2026

🏡 TERRAIN TITRÉ BORNÉ AMBOLOKANDRINA – ANDRANOVORY 🏡

Mitady toerana tsara hanorenana trano sa hanaovana investissement?

✅ Terrain accessible ✅ Titré et borné ✅ Quartier calme sy sécurisé ✅ Eau sy électricité efa eo an-toerana ✅ Un seul signataire

📏 Velarana misy: • 300 m² • 340 m² • 367 m²

🔴 Efa misy lots vendus 🟠 Mbola misy lots disponibles

🌟 Toerana stratejika ao Ambolokandrina Andranovory, akaikin'ny fotodrafitrasa ilaina andavanandro.

📞 Raha mila fanazavana fanampiny na visite de terrain: 038 64 111 34

⚠️ Aza miandry ho lany ny toerana tsara indrindra. Antsoy dieny izao!

Eeeh 4 500 000 ar (300m2) anie dia mahazo tany ato aminay 15.000 ar /m2  Afaka alohanao tsikelikely ihany koa anefa izan...
30/05/2026

Eeeh 4 500 000 ar (300m2) anie dia mahazo tany ato aminay
15.000 ar /m2
Afaka alohanao tsikelikely ihany koa anefa izany
Efa misy lalana mazava
Izay mividy aloha no afaka misafidy tsara , ary mbola afa-po
Visite sur rendez-vous
Ka atsoy avy hatrany na mandefasa hafatra miafina 0386411134
WhatsApp 0376649921

30/05/2026

Izahay ato amin’ny Terrain prestige Mada
Dia manana karazana terrain maro toy ny hoe Imeritsiatosika, Ambolokandrina, Votovorona, Mantasoa, maro tsy voatanisa
Ny mampiavaka anay dia misy afaka atao facilité de paiement ny tany ato aminay
Azo antoka tsara ny asa rehetra satria équipe maro no mandrafitra anay
Manana nif stat
Ary misy bureau afaka hatononao
0348662160 ny laharana

25/05/2026

Miankina aminao sisa ny tsy azahoanao tany 🫵
Satria efa omenay Zavatra tsotra nefa azo antoka ianao
Ity Zao lot 3 sisa disponible 🤗
Nefa amin'ny vidiny mora
25.000 ar m2 nefa tsy lavitra ny arabe no mbola accès voiture
Atsoy avy hatrany 0386411134
Na mandefasa hafatra miafina

✍️Ny nofinofinao atomboka amin'ny tany tsara🫵

Address

Antananarivo

Telephone

+261349681172

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Terrain prestige mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Terrain prestige mada:

Shortcuts

Share

Category