07/06/2023
TERRAINS 500HA A VENDRE
MAINTSOVAVA COMMUNE FIADANANA DISTRICT ANKAZOBE RN4
Any amin'ny 150kms miala an'Antananarivo, any amin'ny DISTRICT ANKAZOBE , dia misy toeram-pambolena midadasika AMIDY , 100ha Ka hatramin ny 500ha , Manana taratasy aram panjakana mazava tsara Ary tongan'ny 4x4 tena matanjaka . Tany vita fanadihadihana ara-tsiantifika iraisampirenena . Tany tsy voaloton'ny rivotra misy singa mpandoto tontolo iainana Ary CERTIFIÉS BIO. Voatondrakin'ny rano n'y apahan'ny tany Ary azo volena karazan-javamaniry miisa 75 karazana , Ka anisan'izany n'y fambole-kazo haingam-pitombo hamokarana hazo s'y n'y famokarana ireo karaza-dravina manitra hakana lohamenaka n'a huille essentielles
Azo hanorenana toeram-pijanonan'ny fiaramanidina Madinina miisa roa , hivezivezen'ny mpandraharaha izay miainga eny Ivato Antananarivo ao anatin'ny 15minitra monja
PRIX : 400Ar par m2
MP Ary izay Liana n'a miantso n'y
0340264395 / 0331214392