02/12/2025
Miarahaba antsika rehetra.
Manana client izahay ato mitady trano ahofa manodidina Andranomena, Ivato na Ambohidratrimo (TSY METY vao Talatamaty na Ambohinambo)
Mba atao an’ilay trano vao aingana fa tsy ilay efa nisy mpanofa be dia be azafady.
Ireto avy ny fepetra mety amin'ilay client :
👉🏼 Mandeha foana ny rano ao an-trano
👉🏼 Cuisine placardée
👉🏼 Carreaux daholo
👉🏼 Ambony rihana na mitokana
👉🏼 Tongan’ny fiara sy moto na raha tsy accès fiara dia au moins misy parking ametrahana fiara azo antoka
👉🏼 Tsara sécurité (Azo odiana alina)
👉🏼 de préférence : 1 Living, 2 chambres, cuisine ary wc sy do**he anatiny.
👉🏼 TSY METY vao akaiky fasana
👉🏼 Tsy maninona na 2ème plan ary.
👉🏼 Entre 400 000 Ariary à 500 000 Ariary ny budget an'ilay client
Raha misy mahafeno ireo fepetra volaza ireo dia alefaso eo amin'ny commentaire ny :
✅ Toerana misy ny trano
✅ Contact téléphonique raha hanao visite na anontany
✅ Sary mazava tsara an'ilay Trano
Misaotra mialoha 😊