Soajery

Soajery Tany, hevitra sy torohevitra, vaovao !

09/09/2026

👉🏼 CSJ à jours
👉🏼 Boky tany
Raha tsy misy ireo aleo aloha tsy mividy tany
Asio j'❤️, partageo 📽️, Abonneo ☺️🌿

07/08/2026

👉🏼 Tsy mandeha ny mutation any amin'ny Domaine raha tsy eo ny porofon'ny fananan-tany, toy ny boky titra na boky kadasitra
Asio j'❤️, partageo 📽️, Abonneo ☺️🌿

08/07/2026

👉🏼 Acte de donation VS Testament
Asio j' ❤️, partageo 📽️, Abonneo 😉🌿

👉🏼 tadidinareo ve tamin'zany? inona zany amin'izao no mbola mety ho azony? ☺️🌿tantarao anaty commentaire hoe 😉Asio j'❤️,...
02/07/2026

👉🏼 tadidinareo ve tamin'zany? inona zany amin'izao no mbola mety ho azony? ☺️🌿
tantarao anaty commentaire hoe 😉
Asio j'❤️, partageo☺️, Abonneo🙂

👉🏼 Arahaba tratry ny Asaramanitra o!☺️🌿
26/06/2026

👉🏼 Arahaba tratry ny Asaramanitra o!☺️🌿

👉🏼 3 karazana ny porofon'ny fananan-tany eto Madagasikara :- Ny boky Titra : Duplicata du titre foncier- Ny boky Kadasit...
18/06/2026

👉🏼 3 karazana ny porofon'ny fananan-tany eto Madagasikara :
- Ny boky Titra : Duplicata du titre foncier
- Ny boky Kadasitra : Extrait cadastre
- Ny Karatany : Certificat foncier
Tadidio fa ilaina mandritra ny mutation. Raha sanatria very de hangatahana 2nd duplicata any amin'ny Tribunal.
Asio j'❤️, Partageo 📽️, Abonneo ☺️🌿
Mahità ny Soa daholo 🙂

01/06/2026

👉🏼 ATI : Autorisation de Transaction Immobiliere , atao eny amin'ny SRAT na DLAT
Asio j'❤️, partageo 📽️, Abonneo 😊🌿

23/05/2026

🎯 terrain Ankadivola - Ambohijanaka
Une opportunité rare avec proprietaire direct (sans intermédiaire) pour concrétiser votre projet de construction:
250 m² : 23 250 000 Ar
300 m² : 27 900 000 Ar
📍 Les plus : À 3 km de Peter Pan, 300m de la route pavée, proche électricité/eau (JIRAMA / SANDADRANO).
⚖️ Sécurité : CSJ et Livre Foncier au nom d'une seule propriétaire.
📞 Appelez vite au 038 66 635 55 pour réserver votre visite !

20/05/2026

👉🏼 Boky rovitra VS Boky very
Samy boky daholo no antsoina azy reo, anefa boky 2 samihafa ireo , ny iray lay boky Be any amin'ny domaine ary ny iray kosa lay boky kely tokony ho ety an-tananantsika.
👉🏼 Asio j'❤️, partageo 📽️, Abonneo 😊🌿

17/05/2026

👉🏼 Boky Kadasitra VS Boky titre
Code promo: Soajery @ Sendwave
Asio j'❤️, partageo 📽️, Abonneo 😊🌿

Address

Ambohijanaka
Antananarivo
101

Telephone

+261386663555

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soajery posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Soajery:

Shortcuts

Share

Category