23/07/2026
🌿🏡 TANY AMIDY – IMERINTSIATOSIKA 🏡🌿
Mitady tany mora vidy, tsara toerana ary vonona hanorenana? LUXIMMO no vahaolana! ✨
📍 Toerana : Avaratr'i Fonenana Imerintsiatosika
✅ Terrain plat – Mora amboarina ✅ Lalana tsara sy mora idirana ✅ Toerana mangina sy milamina ✅ Prêt à bâtir ✅ Titre & Borne ✅ Olona iray ihany no manao sonia – Antoka amin'ny fahamoran'ny taratasy
📐 Lotissement manomboka amin'ny 300 m² 💰 7 500 000 Ar ny lot 300 m² 💵 25 000 Ar/m² monja!
🏠 Mety tsara ho an'ny: ✔️ Trano fonenana ✔️ Villa ✔️ Fampiasam-bola maharitra
✨ Aza miandry ny vidiny hiakatra! Raiso dieny izao ny tany mety ho nofinofinao.
📞 Antsoy na alefaso WhatsApp izahay raha te hitsidika ny toerana : 033 17 588 80
🏡 LUXIMMO – Manampy anao hahita ny tany mendrika ny tetikasanao.