20/11/2024
Tolotra mirary bee.
Tany amidy tonga dia afaka hanorenana avy hatrany.
Toerana : Alakamisy FENOARIVO IMERIKANJAKA RN1.
Manomboka amin'ny Lot de terrain 300m².
_Titre en main (misoratra aminao ny tany)
_Acte notarié
_Mutation offerte( tsy misy vola aloha intsony amin'ny Fikarakarana ny taratasy ny tany rehetra efa anatin'ny vidiny avokoa)
Taratasy ny tany milamina tsara
Olona iray no tompony tany.
Izahay ihany no mikarakara ny taratasy rehetra ,azo antoka tsara.
Tany prêt à bâtir, accès voiture
Efa misy jiro eny antoerana, mahazo rano tsara.
Tany efa be tanana manodidina azy.
Visite sur rendez vous !
Visite gratuit ny Alarobia sy Sabotsy zao
Tongava aingana mijery ary sao mahasoa anao !!!
☎️034 53 195 38 contact