Gloria Services

Gloria Services Nos services immobiliers avec Assurance/Rapidité/Efficacité pour votre satisfaction🏘⚖️🗝📜

Avec Saratoga Kazakhastan – Je fais désormais partie de ses super fans !
01/09/2026

Avec Saratoga Kazakhastan – Je fais désormais partie de ses super fans !

🏡 TRANO AMIDY – BEVALALA✨ Trano en cours de finition, amidy! ✨📍 Toerana : Bevalala📐 Tany : 400 m²📜 Titré & Borné🏠 Trano ...
27/08/2026

🏡 TRANO AMIDY – BEVALALA

✨ Trano en cours de finition, amidy! ✨

📍 Toerana : Bevalala
📐 Tany : 400 m²
📜 Titré & Borné
🏠 Trano en cours de finition, mety tsara ho an’izay mitady trano hanohizana ny finition araka izay tiany.

✅ Tany malalaka
✅ Taratasy ara-dalàna
✅ Toerana tsara ho an’ny fonenana
✅ Fampiasam-bola mahaliana

💰 AMIDY

📞 Raha mila fanazavana fanampiny na te hijery ilay toerana, antsoy/mandefasa message amin’ny Gloria Services.

🏢 GLORIA SERVICES
Votre partenaire de confiance pour vos projets immobiliers
📌 Achat • Vente • Terrain • Maison • Suivi des dossiers immobiliers

📩 Contactez-nous en message privé

Avec Myriam Fernandes – Je figure pour la première fois sur sa liste des interactions hebdomadaires en faisant partie de...
24/08/2026

Avec Myriam Fernandes – Je figure pour la première fois sur sa liste des interactions hebdomadaires en faisant partie de ses followers les plus actifs !

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Saratoga Kazakhastan, Suseline Jaques
20/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Saratoga Kazakhastan, Suseline Jaques

Avec Myriam Fernandes – Je fais désormais partie de ses super fans !
20/08/2026

Avec Myriam Fernandes – Je fais désormais partie de ses super fans !

⚖️ JURIDICTION & PARQUET : INONA NO MAHA-SAMY HAFA AZY?Maro amintsika no mbola manontany hoe: Inona marina no andraikitr...
17/08/2026

⚖️ JURIDICTION & PARQUET : INONA NO MAHA-SAMY HAFA AZY?

Maro amintsika no mbola manontany hoe: Inona marina no andraikitry ny Tribunal? Ary inona kosa no andraikitry ny Parquet?

📌 1️⃣ NY JURIDICTION

Ny Juridiction dia ilay rafitra ara-pitsarana mitsara sy mandray fanapahan-kevitra momba ireo raharaha atolotra azy.

Anisan'ny andraikiny:
🔹 Mandamina sy mitsara ny fifanolanana eo amin'ny olona na antoko;
🔹 Mitsara ireo olona voampanga amin'ny raharaha heloka;
🔹 Mandika sy mampihatra ny lalàna;
🔹 Mamoaka jugements sy arrêts;
🔹 Miantoka ny fanajana ny zon'ireo antoko sy ny procédure.

👉 JURIDICTION = MITSARA & MANAPA-KEVITRA. ⚖️

📌 2️⃣ NY PARQUET / MINISTÈRE PUBLIC

Ny Parquet kosa dia misolo tena ny

Ministère Public eo anivon'ny fitsarana.

Anisan'ny andraikiny:
🔹 Mandray plainte sy dénonciation;
🔹 Mikaroka sy manenjika ireo infractions;
🔹 Manara-maso ny Officiers de Police Judiciaire (OPJ);
🔹 Manara-maso ny fampiharana ny lalàna;
🔹 Manao réquisitions eo anatrehan'ny Juridiction;
🔹 Mandray anjara amin'ny procédure araka izay voalazan'ny lalàna.

⚠️ ZAVA-DEHIBE: Ny Parquet dia tsy izy no mitsara ary tsy mandray anjara amin'ny délibéré ataon'ny Juridiction.

👉 PARQUET = MANENJIKA & MANAO RÉQUISITIONS. 👨‍⚖️

📚 Raha manana olana ara-dalàna ianao, toy ny:

🏠 raharaha tany sy trano
📄 vente immobilière & contrat
⚖️ litige sy procédure judiciaire
👨‍⚖️ suivi de dossier juridique
📑 rédaction d'actes et documents
🔎 accompagnement administratif et juridique

GLORIA SERVICES dia afaka manampy anao amin'ny fanomanana sy fanarahana ny antontan-taratasy ilaina.

📞 Mifandraisa aminay ho an'ny fanazavana sy accompagnement.

GLORIA SERVICES
🤝 Votre partenaire pour vos démarches et services.

Je fais partie du top 24 % des fans de Greg Guillotin. J’ai gagné 50 points sur sa liste des interactions hebdomadaires ...
13/08/2026

Je fais partie du top 24 % des fans de Greg Guillotin. J’ai gagné 50 points sur sa liste des interactions hebdomadaires la semaine dernière.

Terrain à vendre

Avec Jonathanbarbou – Je fais désormais partie de ses super fans !
12/08/2026

Avec Jonathanbarbou – Je fais désormais partie de ses super fans !

Avec Lune Chancelade – Je fais désormais partie de ses super fans !
11/08/2026

Avec Lune Chancelade – Je fais désormais partie de ses super fans !

🔥🏡 TANY AMIDY – OPPORTUNITÉ À NE PAS MANQUER ! 🏡🔥📍 BAYPASS – AMBOHIMANAMBOLA➡️ Akaikin’ny Rond-Point Ambohimanambola✨ VE...
11/08/2026

🔥🏡 TANY AMIDY – OPPORTUNITÉ À NE PAS MANQUER ! 🏡🔥

📍 BAYPASS – AMBOHIMANAMBOLA
➡️ Akaikin’ny Rond-Point Ambohimanambola

✨ VELARAN-TANY : 1 HA MAHERY ✨

📜 TITRÉ & BORNÉ ✅
🔐 Tany ara-dalàna
📍 Toerana tsara sy mora idirana
📈 Fampiasam-bola manana potentiel be

💡 Mety tsara ho an’ny :
🏘️ Lotissement & immobilier
🏢 Projet professionnel
🏠 Construction
🌱 Projet agricole
💰 Investissement à long terme

⭐ TANY LEHIBE + TOERANA STRATÉGIQUE = OPPORTUNITÉ TSARA HO AN’NY INVESTISSEUR!

💰 PRIX : À DISCUTER

📅 Visite azo alamina araka ny fotoana mety aminao.

━━ 🏢 GLORIA SERVICES Votre partenaire de confiance pour vos projets immobiliers.

🤝 Achat • Vente • Location • Mutation • Suivi de dossiers ━━━

📲 Aza miandry ela — antsoy izahay raha mila fanazavana na te hijery ilay tany!

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 17:00

Telephone

+261340830123

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gloria Services posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Gloria Services:

Shortcuts

Share