29/07/2026
đ„ TANY AMIDY đ„
đVelarany: 8200m2
đToerana: Behitsy Ambohimanambola (2,5km avy eo aminâny Mikiry Bypass, 1,8km avy eo aminâny JIRAMA Ambohimanambola)
đTonganâny fiara camion, amoron-dĂ lana
đEfa tonganâny jiro
đTitrĂ© sy bornĂ©
âïž Contact: 034 44 132 98