22/07/2022
miarahaba antsika rehetra e!😊ny fanaka niriko dia manamboatra "meuble en fer forgé"na koa hoe fanaka vita amin'ny vy,izay rehetra commande-nao dia vitanay avokoa😉 tahaka ny:vaisselier,salon complet,table télé,table à manger sy ireo maro tsy voatanisa ihany koa;alefaso ary ny commande-nao dien'izao fa miandry anao izahay ary efa maro ireo afa-po🥰😍 ireto no santionany @ asa vitanay koa manasa antsika rehetra anjifa tompoko🙂mirary tontolo andro mafinaritra ho antsika rehetra o!☺️😊