02/05/2026
Ny lakozia no foiben’ny tokantrano 🍳
Ao no anomanana sakafo ho an’ny ankohonana, ka zava-dehibe ny fananana lakozia tsara sy milamina.
Rehefa tsara ny lakozia dia vao mainka mazoto mahandro ianao, ary vao mainka matsiro ny sakafo!
👉 Lakozia tsara = Fahafinaretana sy aingam-panahy isan’andro
Raha eo am-pananganana na fanavaozana trano ianao, dia aza misalasala mifandray aminay Artdéco.
Izahay dia manamboatra lakozia sur mesure, araka ny modèle sy loko tianao.
📍 Adresse: Immeuble Castello, Anosizato Est
📞 Tel: 038 33 339 51
Artdéco — Manampy hatsarana ny fiainanao andavanandro