JARIH TANA ELEC

JARIH TANA ELEC Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from JARIH TANA ELEC, Real Estate, Antananarivo.

DÉPANNAGES ELECTRONIQUES :TV-AMPLI-RADIO.....
REPARATION ORDINATEURS - INSTALLATION SYSTÈME ......
RÉPARATION TÉLÉPHONES - TABLETTE - SPEAKERS......
Disponible 7/7
Contact 033 18 272 31

19/06/2025

❌❌Azafady, iangaviana isika izay mbola manana entana namboarina aty @ atelier mba haka izany alohan'ny 26 Jona izao fa tsy ho eto kely izahay‼️‼️

📲033 18 272 31 na 033 02 681 66

❌❌Reparation et vente des pièces électroniques ‼️✅ Ambanilalana Itaosy📲033 18 272 31 na 033 02 681 66
13/06/2025

❌❌Reparation et vente des pièces électroniques ‼️

✅ Ambanilalana Itaosy

📲033 18 272 31 na 033 02 681 66

10/06/2025
🙏🙏Miala tsiny ho an'izay tsy voavaly @ mp fa ezahako hovaliana miaraka eto aloha ireto fanontaniana ireto : 😊 Ohatrinona...
08/06/2025

🙏🙏Miala tsiny ho an'izay tsy voavaly @ mp fa ezahako hovaliana miaraka eto aloha ireto fanontaniana ireto :

😊 Ohatrinona no manamboatra TV 50" maty sns...?
🤗 Tsara manantona aty amin'ny atelier fa mila jerena mihintsy aloha ny olana vao fantatra ny prix manao azy

☺️Mampanao formation ve?
🤗Mbola tsy misy formation aloha izao fa misy fandaminana kely. Fa araho ny page dia holazaina ao ihany🎊

☺️Mi depla ve?
🤗Manasa anao hanantona aty amin'ny atelier fa tsy afaka mi se deplace izahay, ankoatran'ireo société efa misy contrat🙏🙏

👉Aza hadino fa ankoatran'ny reparation électronique 💻📱📺📻 dia mivarotra pièce vaovao ihany koa izahay aty @ atelier an🤩🤩

✅Facture misy NIF sy STAT ho antsika société 💥👌💯

👉 Ambanilalana Itaosy eo akaikin'ny la Grotte 🏡🏃🏃
📲033 18 272 31 na 033 02 681 66

🤩🥳 Vaovao be‼️Vaovao tsara🎉📢📢 Ho antsika depanneur manodidina an'Itaosy :📣📣Tonga ny pièce électronique🎊Anontanio ary iza...
06/06/2025

🤩🥳 Vaovao be‼️Vaovao tsara🎉

📢📢 Ho antsika depanneur manodidina an'Itaosy :
📣📣Tonga ny pièce électronique🎊
Anontanio ary izay ilainao fa misy ny rehetra ao :
👉Led TV isankarazany
👉Inverteur, osciateur,..
👉Final, condensateur, diode, resistance, capa, fusible, relais,...
👉Etein, pate thermique, pate à souder, liquide à souder, resine,...
👉 Potentiomètre, power / contacteur, plaquette redresseur ,...
👉Misy materiel ihany koa ao, toy ny fer à souder, testeur,...

💥💥Ho fisantarana ny vente tsika dia manao fienam-bidy sy mandefa circuit de charge en gros izahay🤗😜

🎉🎉DEPANNAGE ÉLECTRONIQUE 📺💻📱ho antsika olontsotra sy société.
✅Manome facture misy NIF sy STAT hatrany izahay📄👌💯

✅ Ambanilalana Itaosy eo akaikin'ny la Grotte 🏡🏃🏃

📲033 02 681 66 na 033 18 272 31

🎊📢 Misokatra ho antsika foana ny atelier ho an'ny androany an‼️✅ Tongava ary aty @ la Grotte Ambanilalana Itaosy 🏡🏃🏃✅ 📲0...
29/05/2025

🎊📢 Misokatra ho antsika foana ny atelier ho an'ny androany an‼️

✅ Tongava ary aty @ la Grotte Ambanilalana Itaosy 🏡🏃🏃

✅ 📲033 18 272 31 na 033 02 681 66

👉Jarih electronics ‼️ Miketrika foana 👌 💥 💯

🥳🎊 Elaela tsy henoheno ‼️ Teo ihany fa mbola niezaka namaly ny filan'ny client e😉🎉✅ Tongava amin'izay ary, hoento izay f...
19/05/2025

🥳🎊 Elaela tsy henoheno ‼️
Teo ihany fa mbola niezaka namaly ny filan'ny client e😉🎉

✅ Tongava amin'izay ary, hoento izay fitaovana simba any aminareo any : TV ecran plat, ordinateur, tablette, téléphone, JBL, chaine, plaque induction,...💻📺📱📻

✅ Surtout ho antsika mpampandihy 🤗 amboaro dieny izao ny ampli fa fotoanany izao an ‼️

✅ Factute misy NIF sy STAT ho antsika société 📄👌

✅ Fitaovana azo antoka hatrany

✅ Ambanilalana Itaosy eo akaikin'ny la Grotte 🏡🏃🏃

✅📲033 18 272 31 na 033 02 681 66

👉Jarih electronics ‼️ Miketrika foana 👌 💥 💯

📢📢Aza avela hangina ny fety ôoh🥳🎉🎊✅Tongava manamboatra izay simba rehetra ao antrano ao 🤗🤡✅Depannage électronique : Spea...
11/04/2025

📢📢Aza avela hangina ny fety ôoh🥳🎉🎊

✅Tongava manamboatra izay simba rehetra ao antrano ao 🤗🤡

✅Depannage électronique :
Speaker, chaine, ampli, TV ecran plat, tablette, téléphone, ordinateur, ...📱📺📻💻

✅Manome facture misy NIF sy STAT izahay ho antsika société 📄👌

✅Aza misalasala ary manantona aty Ambanilalana Itaosy, eo akaikin'ny la Grotte🏡🏃🏃

✅Misokatra Alatsinainy h@ Asabotsy
7h h@ 19h
📲033 18 272 31 na 033 02 681 66

✅Jarih electronics ‼️ miketrika foana 💥👌💯

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JARIH TANA ELEC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category