03/03/2026
Mitady TANY tsara be tonga dia afaka hanorenana ve ianao, ny toerana tsara dia tsara maha te honina. Toy izao sy toy izao ary ny momba azy :
✓ Toerana : RANGAINA ILAFY.
✓Refiny: 600M2
✓1ère PLAN
✓ Amorondalana tsara, Tonga ny fiara kely na fiara vaventy.
✓ Akaiky kely ny jiro.
✓Tompony mivantana.
✓Olona iray ihany no mana sonia.
✓ Taratasy aradalana tsara.
✓ Afaka tonga dia hanorenana eo no ho eo PLAT tsara ny tany.
✓Ny vidiny mirary dia mirary raha ny hatsarany tany sy ny toerana no jerena ary afaka "miady varotra" tsara.
*Raha toa ka liana ianao dia manasa anao handefa hafatra miafina MP
* Visite sur rendez-vous uniquement.
*Contact Appel sy Message : +261349400706
*WhatsApp : +261349400706
Izay tonga aloha tompoko no tompony Tanindrazana.