Friendship immo

Friendship immo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Friendship immo, Real Estate, Tananarive 5em arrondissement, Antananarivo.

11/03/2021

Beau terrain 1400m2 à vendre IMERIMANJAKA (pres du lycée francais) .bien cloturé ,30m du route principal,facile acces,eau et electricité a proximité ,quartier residentiel ,titré et borné .prix: 250 000ar/m2 à discuter ,mp plus detail et photos.contact:034 05 07 999/ 033 71 674 02

Tany amidy ALASORA COMMUNE 816m2, 100m miala ny commune,akaikin CSB2 alasora ,tsy mizara(non morcelable)tongan fiara tsa...
06/03/2021

Tany amidy ALASORA COMMUNE 816m2, 100m miala ny commune,akaikin CSB2 alasora ,tsy mizara(non morcelable)tongan fiara tsara(accessible),tany tonga de azo anorenana,belle vue paboramique,akaiky poteau jirama,taratasy mazava tsara ,titré et borné ,prix:120000ar/m2 na 600 000fmg/m2 ,contact: 034 05 07 999/033 71 674 02,nb:tsy akaiky fasana

Tany amidy AMBOHIMANAMBOLA 2ha(20000m2) hoanao mpanao lotissement.orinasa sy izay ilaivanao azy.tsy mizara(non morcelabl...
06/03/2021

Tany amidy AMBOHIMANAMBOLA 2ha(20000m2) hoanao mpanao lotissement.orinasa sy izay ilaivanao azy.tsy mizara(non morcelable),efa mifefy tamboho manodidina,tongan fiara rehetra ,(camion be,semi-remorque),belle vue panoramique,taratasy mazava tsara ,titre et borne.prix:30 000ar/m2,miady varotra,contact:034 05 07 999/033 71 674 02

45000ar ny m2 ,Hoanao izay mitady tany kelikely nefa mbola moramora,ity misy hoanao 1000m2 eny ANKADIVOLA AMBOHIJANAKA,a...
02/03/2021

45000ar ny m2 ,Hoanao izay mitady tany kelikely nefa mbola moramora,ity misy hoanao 1000m2 eny ANKADIVOLA AMBOHIJANAKA,amorona pavee,titre et borne,belle vue panoramique(vers rova),tongan fiara tsara na camion aza,akaiky jiro sy rano,toerana efa mandrosobe,,tel:0340507999/0337167402

27000ar ny m2 ,efa 2000m2 sisa efa betsaka no nahazo ,Tany amidy IKIANJA AVARATRA AMBOHIMANGAKELY ,azo zaraina manomboka...
01/03/2021

27000ar ny m2 ,efa 2000m2 sisa efa betsaka no nahazo ,Tany amidy IKIANJA AVARATRA AMBOHIMANGAKELY ,azo zaraina manomboka 500m2 ,akaikin terminus bus ,tonga dia azo anorenana avy hatrany ,tongan fiara tsara ,taratasy mazava tsara cadasitra misoratra @ olona iray ,tel: 034 05 07 999 . 033 71 674 02

Tany amidy maika ANDRAISORO 160m2 .tonga de azo anorenana avy hatrany(plat tsara) ; tsy acces .toerana efa mandrosobe .e...
21/02/2021

Tany amidy maika ANDRAISORO 160m2 .tonga de azo anorenana avy hatrany(plat tsara) ; tsy acces .toerana efa mandrosobe .efa tongan ranon jirama ary akaiky poteau jirama .taratasy aradalana tsara sady comptet(cadasitra) prix: 90 000 000fmg miady kely .raha mahaliana anao dia aza misalasala miantso ny laharana 034 05 07 999

Tany amidy ALASORA mahatsinjo 669m2,azo zaraina roa: (300m2+369m2) ,akaikin eglise jesosy mamonjy .avo toerana tsara(mah...
21/02/2021

Tany amidy ALASORA mahatsinjo 669m2,azo zaraina roa: (300m2+369m2) ,akaikin eglise jesosy mamonjy .avo toerana tsara(mahatazana ny rova manjakamiadana sy ny manodinana) ,tongan fiara .poteau jirama sur place .taratasy mazava tsara misorata @ olona iray (borné,titre ) prix:110 000ar/m2 ,tel:034 05 07 999/033 71 674 02

TANY 2 SAMIHAFA AMIDY ENY AMBOHIMALAZAVoalohany:     45000ar ny m2 Tany amidy AMBOHIMALAZA ,route vers imerinkasnina(FKT...
21/02/2021

TANY 2 SAMIHAFA AMIDY ENY AMBOHIMALAZA

Voalohany: 45000ar ny m2 Tany amidy AMBOHIMALAZA ,route vers imerinkasnina(FKT mahatsinjo) 3200m2 (400m2 ×7) .aloha kelin karting( mivily a droite) , mbola misy lot azo isafidianana tsara tompoko, tongan fiara tsara .efa feno tanana .taratasy mazava tsara titre et borne (seule signature) quartier futur residentiel,mora azona rano,tel:034 05 07 999 0337167402

Faharoa: 65000ar ny m2 ,tany amidy ambohimalaza 3000m2 avy eo @ fandajana camion vaventy no miakatra , azo zaraina manomboka 500m2,taratasy mazava tsara titre et borne .toerana efa mandrosobe .tel:034 05 07 999/033 71 674 02

Tany amidy AMBOHIMALAZA FIRAISANA 4000m2(fokotany tsarahasina).tonga eo @ galana no mivily à droite  .tany plat .tongan ...
15/02/2021

Tany amidy AMBOHIMALAZA FIRAISANA 4000m2(fokotany tsarahasina).tonga eo @ galana no mivily à droite .tany plat .tongan fiara tsara.quartier futur residentiel.azo zaraina (morcelable).belle panoramique .akaiky poteau jirama .taratasy mazava tsara titre et borne.prix;35000ar/m2.tel:0340507999/0337167402

15/02/2021

Tany amidy AMBOHIMALAZA FIRAISANA 4000m2(fokotany tsarahasina).route vers anjeva .tany plat .tongan fiara tsara.quartier futur residentiel.azo zaraina (morcelable).belle panoramique .akaiky poton jirama .taratasy mazava tsara titre et borne.prix;35000ar/m2.tel:0340507999/0337167402

Tany amidy AMBATOBE(antanetibe ilafy)  1500m2(quelque minute du lycée francais )efa vita terrassement ,azo zaraina manom...
15/02/2021

Tany amidy AMBATOBE(antanetibe ilafy) 1500m2(quelque minute du lycée francais )efa vita terrassement ,azo zaraina manomboka 500m2 , tongan fiara tsara sady double acces(route d'analamahitsy bus 126 et route du lycee de lycelée francais ),tonga de azo anorenana avy hatrany ,akaiky jiro sy rano ,quartier milamina sy mandrosobe .vue panoramique .taratasy mazava tsara sady complet (titré et borné) misoratra @ olona iray .prix: 220 000ar/m2 .tel: 034 05 07 999 .033 71 674 02

45000ar ny m2 ,Tany amidy AMBOHIMALAZA ,route vers imerinkasnina(FKT mahatsinjo) 3200m2(400×7) aloha kelin karting( mivi...
13/02/2021

45000ar ny m2 ,Tany amidy AMBOHIMALAZA ,route vers imerinkasnina(FKT mahatsinjo) 3200m2(400×7) aloha kelin karting( mivily a droite) mbola misy lot azo isafidianana tsara tompoko .tongan fiara tsara .efa feno tanana .taratasy mazava tsara titre et borne (seule signature) quartier futur residentiel,mora azona rano .tel:034 05 07 999 0337167402

Address

Tananarive 5em Arrondissement
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Friendship immo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category