Varotra tany sy trano imerintsiatosika-Ambatomirahavavy

Varotra tany sy trano imerintsiatosika-Ambatomirahavavy Varotra tany sy trano manodidinan'Ambatomirahavavy sy Imerintsiatosika

tany mirefy 420m2 eto akaikin'ny fivarotana katsaka ambatomirahavavy , acces voiture.papier karatany 15 millions ariary ...
09/11/2025

tany mirefy 420m2 eto akaikin'ny fivarotana katsaka ambatomirahavavy , acces voiture.papier karatany 15 millions ariary contact 0388748762

09/11/2025

tany mirefy 5900m2 , titre borné, bord de route eto ambohidranomanga en face espace la villa verte amidy 55000ar/M2 contact 0388748762

miarahaba ,,ity indray misy tany misy trano kelikely  amoron-dalana,amidy  toy izao n'y momba azy.* trano : efitra 3 * r...
09/11/2025

miarahaba ,,ity indray misy tany misy trano kelikely amoron-dalana,amidy toy izao n'y momba azy.
* trano : efitra 3
* refin'ilay trano:35m2
*refin'ilay tany misy trano 150m
*taratasin'ilay tany : karatany
* toerana misy azy ireo:
-commune ambatomirahavavy
-fokotany ambohidranomanga
localisation : eo @ pk21 ambohidranomanga no mivily Dia mitsofoka 30m @ ilay Lalana Dia eo no misy ilay trano.
* vidiny 13 millions ariary
contact 0388748762

17/09/2025
20/08/2025

Tany amidy antanety ambatomirahavavy 400m2 acces voiture, contact 3337125890 /0388748762

Trano 2 amidy ety ambohimanga imerintsiatosika. Mirefy 3ares ny tany 4m/4m ny refin'ilay trano 1, Rihana 2 misy lavarang...
18/02/2025

Trano 2 amidy ety ambohimanga imerintsiatosika. Mirefy 3ares ny tany 4m/4m ny refin'ilay trano 1, Rihana 2 misy lavarangana.
Villa basse efitra 2 ny trano 1. Varavaramby daholo ny Varavaramby. Do**he ivelany, WC ivelany. Misy lava drano. Mbola misy tokotany afaka ampiasana. Ttsy ara dalâna. Misoratra amin'olona 1. Prix 40millions ariary miady varotra izy rehetra.
-

Tany mirefy 379m2 ambatomanga imerintsiatosika 40m de l'rn1 bord de route. Prix 35000ar/m2Contact 0337125890 /0388748762
18/02/2025

Tany mirefy 379m2 ambatomanga imerintsiatosika 40m de l'rn1 bord de route. Prix 35000ar/m2
Contact 0337125890 /0388748762

Tany mirefy 3753m2 eto Katsaoka, 100m miala ny route nationale, ambony toerana, tafiditra fiara rehetra na camion aza. T...
13/02/2025

Tany mirefy 3753m2 eto Katsaoka, 100m miala ny route nationale, ambony toerana, tafiditra fiara rehetra na camion aza. Ttsy milamina tsara 35000ar/m2. Contact 0337125890 /0388748762

Tany amidy ety fonenana imerintsiatosika, mirefy 3ha amorondalana. 900m miala n'y goudron RN1.karatany n'y ttsy prix 150...
28/01/2025

Tany amidy ety fonenana imerintsiatosika, mirefy 3ha amorondalana. 900m miala n'y goudron RN1.karatany n'y ttsy prix 15000ar/m2

Tany amidy bord de route nationale N1 imerintsiatosika mirefy ; 1000m2, titre borné 110000ar/m2 Contact 0337125890
28/01/2025

Tany amidy bord de route nationale N1 imerintsiatosika mirefy ; 1000m2, titre borné
110000ar/m2
Contact 0337125890

Tany amidy bord de RN1 fonenana imerintsiatosika, manakaiky ny vitalo ,mirefy;2000m2 , karatany ny taratasy ,vidiny 4500...
28/01/2025

Tany amidy bord de RN1 fonenana imerintsiatosika, manakaiky ny vitalo ,mirefy;2000m2 , karatany ny taratasy ,vidiny 45000ar/m2 contacter 033712589

Address

Rn1
Antananarivo

Telephone

+261337125890

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra tany sy trano imerintsiatosika-Ambatomirahavavy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category